Maison d'hôtes Akany Fifaliana

Maison d'hôtes Akany Fifaliana Havre de paix 30

Efa mifarana ny ririnina rehefa mamelatra izy
27/08/2026

Efa mifarana ny ririnina rehefa mamelatra izy

22/08/2026

Nanoloana afomanga 🌟🎊ny sakafo🍲anio hariva
Ravoravo 🥰ny vahiny 🧒🧑

26/06/2026

Tratrin'ny ASARAMANITRA isika rehetra 🇲🇬

Zanahary o, tahio ny tanindrazanay

26/06/2026

Trano malalaka, milamina sy mangingina. Sady mahandro sy mandroso sakafo mafilotra ary anisan'ny mahay mandray vahiny tokoa ny Maison d'hôtes Akany Fifaliana eny Vontovorona, Madagasikara.🏫🇲🇬






Misy efitra manana lakozia 🎛️feno "équipée" 🍽️🥛koa ho an'ireo izay te ahandro sakafo 🍲, fidiovana koa mitokana.  Famandr...
18/06/2026

Misy efitra manana lakozia 🎛️feno "équipée" 🍽️🥛koa ho an'ireo izay te ahandro sakafo 🍲, fidiovana koa mitokana.
Famandrihantoerana 📅amin'ny alalan'ny hafatra miafina 📧na whatsApp 📞034 35 524 65

Kitonotono 🍗🍢 antoandro narahina afondasy 🔥
14/06/2026

Kitonotono 🍗🍢 antoandro narahina afondasy 🔥

Fialamboly 🕶️sady fitsapana📖 ezaka 👌an'ireo tanora 👩‍⚕️👨‍⚕️Mahavità be dia tsara tsodrano
12/06/2026

Fialamboly 🕶️sady fitsapana📖 ezaka 👌an'ireo tanora 👩‍⚕️👨‍⚕️
Mahavità be dia tsara tsodrano

Milalao♣️♥️♦️♠️  mamarana ny volana📅 eto. Famandrihana 📅 efitra 🛋 na toerana ety ivelany 🏡amin'ny alalan'ny hafatra miaf...
31/05/2026

Milalao♣️♥️♦️♠️ mamarana ny volana📅 eto.

Famandrihana 📅 efitra 🛋 na toerana ety ivelany 🏡amin'ny alalan'ny hafatra miafina 📧na whatsApp 📞034 35 524 65

Soava maraina Tompoko, dia hitondra aina anie ny sakafo maraina anio.
30/05/2026

Soava maraina Tompoko, dia hitondra aina anie ny sakafo maraina anio.

Langoustes 🦐, crabes🦀, camarons🦞, narahina akoho gasy 🍗, sosisy, poitrine de porc🍛 sy côte de bœuf grillés. Mazoto Tompo...
29/05/2026

Langoustes 🦐, crabes🦀, camarons🦞, narahina akoho gasy 🍗, sosisy, poitrine de porc🍛 sy côte de bœuf grillés.
Mazoto Tompoko.

Famandrihana 📅 efitra 🛋 na toerana ety ivelany 🏡amin'ny alalan'ny hafatra miafina 📧na whatsApp 📞034 35 524 65

Address

Vontovorona
Alakamisy

Telephone

+261386725066

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maison d'hôtes Akany Fifaliana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share