Imahatazana - Ampefy

Imahatazana - Ampefy (Déo 28:8). Io no tso-drano omena anareo izay mitsidika ny pejy tompoko.

"Handidy ny fitahiany ho aminao Jehovah amin'ny fitoeram-barinao sy izay rehetra ataon'ny tananao, ka hitahy anao Izy any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao."

Vita indray ty ny herinandro, mankasitraka anareo mahatoky anay hatrany. Herinandro vaovao manomboka rahampitso, mbola m...
16/08/2026

Vita indray ty ny herinandro, mankasitraka anareo mahatoky anay hatrany. Herinandro vaovao manomboka rahampitso, mbola misy bungalow libre amin'ity semaine 17/08 ity koa faingana mamandrika dieny izao tompoko. 034 90 773 46 / 033 11 034 56 / 034 88 102 07.

Ho anareo mbola tsy nahita trano amin'izao week end izao, izahay ato amin' Imahatazana - Ampefy  tompoko mbola manana bu...
07/08/2026

Ho anareo mbola tsy nahita trano amin'izao week end izao, izahay ato amin' Imahatazana - Ampefy tompoko mbola manana bungalow couple iray. Ary aza adino fa mbola anatin'ny fialàn-tsasatra tanteraka isika izao koa faingàna manao famandrihana tompoko. 034 90 773 46 / 033 11 034 56 / 034 88 102 07. Whatsapp: 032 04 986 49.

Izahay ato amin' Imahatazana - Ampefy dia faly mandray anareo mandritra ity fialan-tsasatry ny mpianatra ity. Koa asa mi...
27/07/2026

Izahay ato amin' Imahatazana - Ampefy dia faly mandray anareo mandritra ity fialan-tsasatry ny mpianatra ity. Koa asa misalasala manao ny famandrihana fa mbola misy ny bungalow dispo. Contact: 033 11 034 56 / 034 90 773 46 / 034 88 102 07. Whatsapp: 032 04 986 49.

27/07/2026

Une de mes publications a obtenu plus de 20 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉

Ho anareo mikasa hanao week end aty Ampefy dia mbola manana bungalow disponnible izahay ato amin' Imahatazana - Ampefy  ...
17/07/2026

Ho anareo mikasa hanao week end aty Ampefy dia mbola manana bungalow disponnible izahay ato amin' Imahatazana - Ampefy koa aza misalasala miantso manao ny famandrihana na misy fanontaniana ihany koa. Averina hatrany fa tsara ny trano, ny vue ety an-toerana, sady calme be, natao hialana voly mihintsy. Tsara ihany koa ny fandraisana anareo. 034 90 773 46 / 033 11 034 56 / 034 88 102 07, whatsapp: 032 04 986 49.

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Maëlle Aliciah, Minnïïck Andriiïan'ss, Dio Rajaonarivelo, Rakotonanahary Ravot...
04/07/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Maëlle Aliciah, Minnïïck Andriiïan'ss, Dio Rajaonarivelo, Rakotonanahary Ravotiana Heninkaja, Nantenaina Tsiory Manantsoa, Hary Dimby, Fÿh Assïral, Nomenjanahary Emilie, Mizaël Andriamiadanarivo, Josia Karen, Ravaka Ravaoarisoa, Norouh Heliako Ramasimbola, Ravo Tinah, Maman'i Houssynah, Gold Or, Liza Rakotoarisoa, Mi Ora, Delancia Nancy

03/07/2026
Efa tafiditra ao anatin'ny fotoana fialan-tsasatry ny mpianatra isika izao, ento miala sasatra ato aminay Imahatazana - ...
29/06/2026

Efa tafiditra ao anatin'ny fotoana fialan-tsasatry ny mpianatra isika izao, ento miala sasatra ato aminay Imahatazana - Ampefy ny ankizy fa ho faly tokoa zareo rehefa tonga ety. Ataovy dieny izao ny famandrihana sao tara ô.

* Mahafinaritra ny toerana: calme be sady mahatazana tsara ny hakanton'ny tananan'Ampefy e
* Tsara ny fandraisana
* Misy wifi, eau chaude, ary TV smart, Netflix ny byngalow.

♡ bungalow pour couple: 100 000 ar
♡ bungalow familiale (1grd lit + 2 petits lits): 140 000 ar
♡ un petit appartement (2chambres: 1grd lit l'une, et 1 petit lit superposé l'autre, cuisine équipée): 160 000 ar,
♡ ny piscine à 150m, 8000 ar/pers.
♡ aire de jeux gratuit.

Contact: 034 90 773 46 / 033 11 034 56 / 034 88 102 07.

Izahay ato amin' Imahatazana - Ampefy  dia mbola manana bungalow libre mandritra ilay foaraben'ny Famokarana sy ny Fizah...
23/06/2026

Izahay ato amin' Imahatazana - Ampefy dia mbola manana bungalow libre mandritra ilay foaraben'ny Famokarana sy ny Fizahantany aty Ampefy ny 25 au 28/06 koa ataovy dieny izao ny famandrihana, sady efa ao anatin'ny ny fialàn-tsasatry ny mpianatra ihany koa isika izao, sady fetin'ny fahaleovan-tena koa amin'io an!

* Mahafinaritra ny toerana: calme be sady mahatazana tsara ny hakanton'ny tananan'Ampefy e
* Tsara ny fandraisana
* Misy wifi, eau chaude, ary TV smart, Netflix ny byngalow.

♡ bungalow pour couple: 100 000 ar
♡ bungalow familiale (1grd lit + 2 petits lits): 140 000 ar
♡ un petit appartement (2chambres: 1grd lit l'une, et 1 petit lit superposé l'autre, cuisine équipée): 160 000 ar,
♡ ny piscine à 150m, 8000 ar/pers.
♡ aire de jeux gratuit.

Contact: 034 90 773 46 / 033 11 034 56 / 034 88 102 07.

Address

Ampefy Près De Akany Fitia
Ampefy
118

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Imahatazana - Ampefy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share