Les Amis des Voyageurs

Les Amis des Voyageurs Ici, on partage les repas, les histoires de route et le goût des choses simples.

16/08/2026

Ny amolako mametraka an’ilay aingony amin’ilay trano omby, nefa ny gros œuvre aza mbola tsy vita… 😅
Ianareo koa ve manao an’izany rehefa maika be?
Tsy miandry fa tonga dia mandingana be 🤣

15/08/2026

Milingilingy mijery ny tafobozak’i Rasolo.

13/08/2026

Akory eee

12/08/2026

Échantillon de nos serviettes de table pour le grand banquet de fin d’année sous les kakis 🤗
Petit à petit, nous préparons chaque détail pour faire de ce moment une belle expérience, chaleureuse, conviviale et authentique.
Le grand banquet de fin d’année sous les kakis se prépare…
On a hâte de vous accueillir !

02/08/2026
02/08/2026

Mitohy hatrany ny asa fanamboarana!
Efa maika handray anareo mpitsidika izahay, ka miezaka mamita ny zava-drehetra mba ho vonona sy hahafinaritra ny fandraisana anareo.
Misaotra amin'ny faharetana sy ny fanohanana 🙏.
Tsy ho ela dia hihaona eto isika fa bon dimanche ooo!

01/08/2026

Aty Andranomanelatra, Antsirabe II akaikin'ny Fifamanor no misy anay ooo.
Ao anaty vidéo manaraka no hatoronay tsara anareo ny toerana sy ny lalana.
Fa aloha, mazotoa mijery anay sy Joy mikotrana 😁.

01/08/2026
📸 😁
28/07/2026

📸 😁

Akory e! Mba manàna fotoana kely indray aloha hikarakarana ny ato an-trano 🤗.
27/07/2026

Akory e!
Mba manàna fotoana kely indray aloha hikarakarana ny ato an-trano 🤗.

Address

5114 EG
Andranomanelatra
111

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les Amis des Voyageurs posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category