G&V inn - Gasy & Vahiny Auberge

G&V inn - Gasy & Vahiny Auberge G&V inn est un des tous premiers établissements hôteliers « Malagasy » d’Antananarivo ayant vu le jour en Décembre 1988. Tongava Soa aty aminay !

Nous nous érigeons en Véritable Gîte d’étape : une « Auberge » sur la RN7 reliant Antananarivo à Tuléar !

Aza adinoina fa 30 000 MGA dia mahazo "Entrée + Plat + Dessert" ato @ La cantine de Mamabe ! Safidio ny mety aminao aza ...
17/08/2026

Aza adinoina fa 30 000 MGA dia mahazo "Entrée + Plat + Dessert" ato @ La cantine de Mamabe ! Safidio ny mety aminao aza ho @ ity herinandro ity !

Faly manohana hatrany ny vokatra Agroekolojika vokarin'ny tantsaha mivondrona ao @ Centre Fanaeva Ambohitriniandriana !
15/08/2026

Faly manohana hatrany ny vokatra Agroekolojika vokarin'ny tantsaha mivondrona ao @ Centre Fanaeva Ambohitriniandriana !

13/08/2026

Aza adinoina fa manomboka androany ny andiany faha-6 amin'ny Foir'Ferme karakairain'i Canal7 Events ao amin'ny La Salle - Institution Sainte Famille Ofisialy ! Tsy hitsahatra izany raha tsy amin'ny 16/08/26 !

Jereo anie ity horonantsary fohy ity manazava ny anto-pisian'ny Centre Fanaeva Ambohitriniandriana izay miara-miasa aminay ato amin'ny G&V inn - Gasy & Vahiny Auberge ! Tongava mitsidika sy mitafatafa ary manjifa eo amin'ny Stand 01 - 02 misy ireo tantsaha mpamokatra !

Herinandro vaovao indray miaraka amin'ny karazan-tsakafo samihafa ato @ La Cantine de Mamabe ! Toy ny mahazatra, afaka m...
10/08/2026

Herinandro vaovao indray miaraka amin'ny karazan-tsakafo samihafa ato @ La Cantine de Mamabe ! Toy ny mahazatra, afaka mamandrika toerana @ +261 34 22 231 17 isika !

Efa tany amin'ny FIER-Mada 2026 ve ianao !?Amin'ny alahady 09 aogositra ho avy izao voa mifarana izany eny amin'ny Kianj...
06/08/2026

Efa tany amin'ny FIER-Mada 2026 ve ianao !?
Amin'ny alahady 09 aogositra ho avy izao voa mifarana izany eny amin'ny Kianja Makis Andohatapenaka !

Satria manohana ny Centre Fanaeva Ambohitriniandriana izahay eto G&V inn - Gasy & Vahiny Auberge dia faly mizara aminareo ity sary ity !

Aza misalasala manjifa ny vokatra agroekolojika eo amin'ny stand misy azy ireo ! Misy zava-baovao maro ao ankoatra ny efa mahazatra sady ara-pahasalamana hatrany !

Ci-dessous nos suggestions pour cette semaine !Petit conseil : s'il y a un plat à goûter absolument selon notre Mamabe, ...
03/08/2026

Ci-dessous nos suggestions pour cette semaine !

Petit conseil : s'il y a un plat à goûter absolument selon notre Mamabe, ce serait le "canard aux navets" !

Nous sommes en plein hiver, semble-t-il !? 🥶Pourtant, le soleil n'hésite pas à réchauffer -par moment- nos journées ! 🕶🔆...
29/07/2026

Nous sommes en plein hiver, semble-t-il !? 🥶
Pourtant, le soleil n'hésite pas à réchauffer -par moment- nos journées ! 🕶🔆

Envie d'un chaud-froid (ou vice versa🔁) pour suivre cette tendance météorologique !? Venez déguster sur place et sans attendre une de nos spécialités : nos "Rochers Glacés" ! 🍧♨

Ireto indray aza ny sakafo ho hitanao mandritry ny herinandron'ny 27/07/26 ! Aza misalasala mamandrika toerana rehefa ho...
27/07/2026

Ireto indray aza ny sakafo ho hitanao mandritry ny herinandron'ny 27/07/26 ! Aza misalasala mamandrika toerana rehefa ho avy hisakafo ! Manantena ny fahatongavanareo aza izahay !

Une nouvelle semaine avec de nouvelles suggestions ! Infos, Réservation & Commande au +261 34 22 231 17
20/07/2026

Une nouvelle semaine avec de nouvelles suggestions ! Infos, Réservation & Commande au +261 34 22 231 17

13/07/2026

Aza adinoina fa mbola mitohy hatrany ny fiaraha-miasanay miaraka amin'ny Centre Fanaeva Ambohitriniandriana ! Afaka sady tonga misakafo ato G&V inn - Gasy & Vahiny Auberge - La Cantine de Mamabe isika ary ihany koa manjifa ny vokatr'ireo tantsaha mahafatra-po tonga mivarotra izany manoloana anay ianareo !

Jereo anatin'ity horonantsary fanadihadiana nataon'i Canal7 Events ity izany Centre Fanaeva Ambohitriniandriana izany !

Address

453, Boulevard Du Général Richard Ratsimandrava
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when G&V inn - Gasy & Vahiny Auberge posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share