Tolona An-tany Camping

Tolona An-tany Camping Tolona An-tany Camping 🏕️
Randonnée
☎️0332405717👈🏽

19/04/2026
Ambohimasina.⛺🌴
01/04/2026

Ambohimasina.⛺🌴

01/04/2026

🌴⛺ LASY TANY AMBILANITELO MANJAKANDRIANA 🏕️

Tany an-tendrombohitra mangina sy madio,
Any Manjakandriana, toerana feno hatsaran-tarehy,
Nivondrona izahay, fo iray, tanjona iray,
Hitady traikefa, hifankatia, hifampahery.🌾

Ny rivotra mangatsiaka nibitsika tantara,
Ny hazo nitsangana toy ny mpiambina,
Ny afo nandrehitra ny alina mangina,
Nampiray fo, nampiray saina.🌲

Ny fihomehezana tsy mety ritra,
Ny hira niredareda hatrany anaty ala,
Ny asa iombonana sy ny fitiavana,
No nanefy anay ho iray tsy misaraka.🌵

Lasy tsy hohadinoina mandrakizay,
Fahatsiarovana ho entina any aoriana,
Tolona an-tany, fitiavana sy firaisankina,
Manjakandriana, mitoetra ao am-po mandrakizay. ❤️🍀

14/03/2026

RN4💗

09/03/2026
'Ndao fa lera ô ☺️ 'Ndao hilasy hiaraka aminay.💗Hiaina ao anaty natiora 🍀🏕️Hankafia ny tontolo 💪🏽🌲Manala ny sorisory sy ...
09/03/2026

'Ndao fa lera ô ☺️

'Ndao hilasy hiaraka aminay.💗
Hiaina ao anaty natiora 🍀🏕️
Hankafia ny tontolo 💪🏽🌲

Manala ny sorisory sy ny rotoroto lava e😴 💗 dia miala sasatra no mitsangatsangana 🌴 🏕️⚡

'Ndao ary fa aza taraiky e.🏇🏽

Camping 🏕️ miaraka @ Tolona an-tany camping 🏞️

# team Building
# feu de camp
# animation
# jeux et cinéma
# découverte de la nature
# randonnée

Date : 3 et 4 avril // 10 et 11 avril
Lieu : Manjakandriana
an-tany camping 🏞️
Contact : 033 24 057 17

Paysage 💗  an-tany camping 🏕️
02/03/2026

Paysage 💗

an-tany camping 🏕️

🔥 Brochettes sy pakopako ilay izy 😋
27/02/2026

🔥 Brochettes sy pakopako ilay izy 😋

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tolona An-tany Camping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category