01/04/2026
@🌈🌈🌈03 ans d'existance🌈🌈
Ianareo mpanjifa noho nahatoy izao anay ka ho fankasitrahana antsika rehetra dia misy tolotra tena miavaka hatolotray anareo amin'izao fitsingerenan'ny faha-3taona ny Hotel Restaurant Arc en ciel izao mandritran'ny andron'ny P***a izao 💗💗💗
KITONOTONO nahafantaranareo ny Restaurant Arc en ciel izay nohatsarainay hatrany no hiarantsika hankalazaina an'izay
👍🏼👍🏼03ans d'existance= 3andro A GOGo👍🏼
,,,🍺🍺03andro Be zao ANIMATION🍺
🫴🏼THB PM mividy 3 mahazo 1 @ vidiny 4000Ar ny Iray
,🫴🏼THB GM mividy 3 mahazo 1 @ vidiny 6000Ar ny Iray
🫴🏼GOLD BLANCHE mividy 3 mahazo 1 @ vidiny 4000Ar ny Iray
TSAKITSAKY bobaka be💗
🫴🏼Brochette:Viande 500Ar
-Mouton 500Ar
-Poulet 500Ar
-Atiny sy aranan 600Ar
-Fon-kena 700Ar
- Voan-kena700Ar
🫴🏼Brochette fruit de mer:
-Crevette
-Camaron sans tete
-Calmar
-Poulpe
-Queue de langouste
🫴🏼Grillade: -Poulet
-Entre Cote
-Cote de Mouton
-Cuisse de nymphe
-Tilapia
🫴🏼Pakopako miaraka @ lasary sy totom-boanjo amin'ny vidiny 1000Ar
🫴🏼Tsakitsaky Sale Sucre:
-Tsa-tsiou
- Ribis
- Akoho gasy laquet
-Gana laquet
Santionany ihany ireo fa maro ny karazan-tsakafo misy toy ny :
🫴🏼Fast-food (Pizza-Tacis-Panini....)
🫴🏼Soupe jaret- Tongotr'omby,Misao .....
🫴🏼Vary sy laoka.....
🎶🎶KARAOKE 100% hoan'ankizy sy olon-dehibe,afaka mitondra Guitare 🎶🎶🎶
🍀Acceuil Chalereux
🍀Des plats savoureux
,🍀Une ambiance au Top
🍀Service rapide et qualite garentie
Asao ny namanao,tongava miaraka amin'ny fianakaviana fa mahazo ny anjarany daholo ny tsirairay
Manana 🏕️Bon Coin isika trano natokana hoan'ireo tia milamindamina fa manao reservation