22/08/2026
Ankafaliana hatrany no hiarabanay anareo mivady nanatanteraka lanonana mariage teto aminay androany 22/08/26 , mirary tokantrano heniky fahasoavana sy fitiavana tompoko.
Mankasitraka indrindra nametraka fahatokisana taminay.