02/03/2025
Miarahaba antsika rehetra😊
Manomana fety ve ianareo na "évènement🍾" ka mila seza sy latabatra maromaro ? Izahay dia mampanofa fitaovana tsara kalitao mifanaraka amin'ny zavatra izay karakarainareo : mariages, anniversaires, réunions, sns...
✅ Tables en bois verni avec pieds métalliques démontables, izay afaka mandray olona hatramin'ny folo (10)
✅ Chaises robustes et élégantes : Assise en bois verni. Vita amin'ny vy, mafy sy maharitra tsara.
📍 Iavoloha, 200m avy eo amin'ny arrêt bus Antetezana (au bord de la RN7)
📞 0380781041
📩 Afaka mandefa hafatra miafina eto amin'ny pejy ihany koa😊