E&C LODGE

E&C LODGE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from E&C LODGE, Hotel, Ampandrana/Besarety, Antananarivo.

17/03/2026

🏡 E&C – Trano fandraisana vahiny ao Ampandrana -Besarety, Antananarivo 🌿

Mitady toerana mangina, madio ary milamina ve ianao rehefa tonga aty Antananarivo?
E&C dia manolotra trano fandraisana ho an’ireo :
👉vahiny na
👉mpanao mission tsy tia mipetraka amin’ny fianakaviana, namana na hôtel, fa mitady toerana toy ny ao an-trano ihany.
👉Mpaka entana eto Antananarivo ( Centre Ville : mandeha tongotra mankany Andravoangy, Analakely Tena akaiky)

✨ Izay atolotray :
Wifi 📶

Chambre fatoriana 🛏️ 😴

Do**he sy WC anatiny 🚿

Cuisine misy fitaovana feno 🍽️🔪🥘🍳 👩‍🍳

Toerana tony sy madio 🌸

Misy jiro sy rano mandeha tsara 💡🚰

💰 Saran’ny alina : 50 000 Ar monja!
🥈 familiale 70.000 ar
📍 Toerana : Ampandrana - Besarety, Antananarivo

👉👉👉 Location mensuelle à discutable

Ho an’ny famandrihana sy fanazavana fanampiny, azafady mifandraisa aminay E&C LODGE
📞 Toerana tony, madio ary mahazo aina ho anao! 🌿


Contact : 038 75 772 40

25/10/2025

Address

Ampandrana/Besarety
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E&C LODGE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category