04/04/2026
‼️Hafatra kely ho antsika‼️
Maro dia maro ianareo no manoratra aminay (misaotra indridra🙏🏼), ka indraindray somary miadana ny famalianay eto .
‼️Mba hahafahanay mamaly anareo haingana sy mandray tsara ny « réservations » rehetra dia tsara kokoa raha miantso ny 034 65 174 47/ 034 56 666 12
Mankasitraka indrindra ny faharetanareo sy ny fahatokisanareo ❤️🙏🏼