Double U Agence Immobiliere

Double U Agence Immobiliere Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Double U Agence Immobiliere, Vacation Home Rental, Behoririka 3GXF+WCJ, Antananarivo.

🏠 Agence immobilière à Antananarivo
Axe 1 🔻
🔑 Mise en relation propriétaires locataires =
📋 Visites • contrats • états des lieux

Axe 2 🔻
🌍 Conciergerie & intendance pour propriétaires à distance =
🧹 Check-in/out • clés • ménage • suivi sur place

09/10/2026

Protection Écran
Compatible tous smartphones

☎️ 032 04 179 35

🎯 Protection Écran tous modèles 🎯📱 Arovy dieny izao ny écran-nao hanitatra ny androm-piainany ! Asio Film Hydrogel eto a...
07/10/2026

🎯 Protection Écran tous modèles 🎯

📱 Arovy dieny izao ny écran-nao hanitatra ny androm-piainany ! Asio Film Hydrogel eto amin'ny Double U Botika.
⏱️ Apetraka « sur mesure » sady 10 minitra monja dia vita ! Compatible amin'ny téléphone rehetra (Android & iPhone).

✨ Safidy 2 mifanaraka amin'ny ilainao :
🔹 Film Transparent (15.000 Ar) : Mazava sady madio toy ny origine.
🔹 Film Privacy (20.000 Ar) : Tsy hitan'ny olona eo akaiky ny écran-nao !

🎁 PROMO MANOKANA : Mahazo fihenam-bidy -2.000 Ar ianao (lasa 13.000 Ar na 18.000 Ar) raha manao prestation ao amin'ny Double U Barbershop.

📍 Toerana : Behoririka, Antananarivo (Ao amin'ilay local mitovy tanteraka amin'ny Barbershop).
📞 Fifandraisana : 032 04 179 35 (Antso, SMS na WhatsApp).

××On est tous des hommes et tu pourras rien y faire ××

📱 FILM HYDROGEL : FIAROVANA NY ÉCRAN-NAO! 🛡️🎥 Vidéo : Jereo eto ny fiasany🔻🔻🔻https://youtube.com/shorts/Bqt8QBSqzSs?si=t...
04/10/2026

📱 FILM HYDROGEL : FIAROVANA NY ÉCRAN-NAO! 🛡️

🎥 Vidéo : Jereo eto ny fiasany🔻🔻🔻
https://youtube.com/shorts/Bqt8QBSqzSs?si=tqCsCYlSXjzSuQiU

​Tonga aty amin'ny Double U Agence Immobilière eto Behoririka ianao? Araraoty arovy koa ny écran-n'ny findainao! 🏠📱 (Iray trano ihany ny Agence, ny BarberShop, ary ny Botika).

​💰 NY VIDINY :
​Transparent (Mangarahara): 15.000 Ar
​Privacy (Aro-maso): 20.000 Ar

​🎁 RÉDUCTION : -2.000 Ar !
Raha manapaka volo na manao "prestation" ao amin'ny Double U BarberShop ianao, dia mahazo fihenam-bidy 2.000 Ar!
👉 (Lasa 13.000 Ar sy 18.000 Ar sisa ny vidiny izany).

​✅ Nahoana no asiana Hydrogel?
✔️ Mety amin'ny téléphone rehetra (Android & iPhone, vaovao na taloha).
✔️ Miaro tsara amin'ny vaky, vovoka, ary ny fikarantsanana (rayures).
✔️ Tsy manelingelina ny tactile.
​📍 Toerana : Ao amin'ny Double U ihany (Behoririka).
📞 Laharana : 032 04 179 35 (WhatsApp / Antso / SMS)

🏠📱 NY TRANO SY NY FINDAINAO : SAMBY MILA FIAROVANA TSARA! 🛡️
​Mpanjifa hajaina mpanaraka ny Double U Agence Immobilière, fantatrareo ve fa rehefa tonga aty aminay ianareo mitady trano, tany, na manao raharaha, dia afaka miaro ny écran-n'ny findainareo ihany koa? 😉
​📍 Ao amin’ny trano (local) iray ihany mantsy no misy antsika eto amin'ny Double U Agence Immobilière, ny Double U Barbershop , ary ny Double U Botika etsy Behoririka!

​

🇫🇷  Conciergerie pour Locations Saisonnières (Airbnb, Booking, etc.) 🇫🇷Ce service sur-mesure s'adresse aux propriétaires...
01/10/2026

🇫🇷 Conciergerie pour Locations Saisonnières (Airbnb, Booking, etc.) 🇫🇷

Ce service sur-mesure s'adresse aux propriétaires qui souhaitent garder le contrôle total de leurs réservations et de leur calendrier, tout en déléguant l'intendance quotidienne de leur bien :

* Accueil et états des lieux : Gestion des arrivées et des départs des voyageurs avec vérification complète du bien.
* Entretien et soin : Ménage professionnel et maintenance régulière pour préserver la valeur de votre logement.
* Confort des visiteurs : Réapprovisionnement en produits d’hygiène et en linges propres pour chaque séjour.

🇲🇬 Conciergerie ho an'ny Fanofana (Airbnb, Booking, sns.)🇲🇬

Ity tolotra ity dia natao manokana ho an'ireo tompon-trano izay mbola mitantana sy mandamina ny famandrihana ary ny kalandrie ataony ihany, saingy maniry ny hanankina ny asa fampandehanana rehetra amin'ny matihanina:

* Fandraisana sy fanadihadiana : Fikarakarana ny fidirana sy fivoahan'ny vahiny miaraka amin'ny fizahana ny toetry ny trano.
* Fikojakojana sy fahadiovana : Fanadiovana matihanina ary fikarakarana ny trano mba ho tsara hatrany.
* Fitaovana ho an'ny mpitsidika : Fanoloana sy fanampiana ireo lamba madio ary ny fitaovana fampiasa amin'ny fahadiovana isaky ny misy vahiny mandalo.

🇬🇧 CONCIERGE & SHORT-TERM RENTAL SERVICES🇺🇲

Are you a property owner looking for reliable management while keeping full control?

Here is what our service offers:
* Complete control: You remain the master of your bookings and calendar on all platforms.
* Guest management: Smooth handling of guest arrivals and greetings.
* Property inspections: Detailed check-ins and check-outs for every stay.
* Guest essentials: Restocking hygiene products and fresh linens for visitors.
* Professional care: Expert cleaning and ongoing property maintenance.
Feel free to contact us to simplify your rental management! 🔑

🏡 TOMPON-TRANO TIA MILAMINA SY TE HAHENIKA NY ASA REHETRA?​Vizaka amin'ny fitantanana ny toeranao na sahirana amin'ny fi...
01/10/2026

🏡 TOMPON-TRANO TIA MILAMINA SY TE HAHENIKA NY ASA REHETRA?

​Vizaka amin'ny fitantanana ny toeranao na sahirana amin'ny fikarohana olona handray izany ve ianao? Aza mandany andro intsony, fa ny ekipan'ny DOUBLE U Masoivo-Trano no misolo tena anao amin'ny zava-drehetra! ✨

​Izao no tombony lehibe azonao raha miara-miasa aminay ianao:

👉 Fandraisana an-tànana tanteraka ny lafiny rehetra mba hahafahanao miala sasatra tsara.
👉 Fandrindrana sy fandaminana manokana rehefa misy olona liana te hahalala ny momba ilay toerana.
👉 Fomba fiasa haingana sy azo antoka hahitana ny mponina mendrika sy mahatoky ho an'ny fanananao.
👉 Fanohanana sy fanoroana hevitra matihanina mandra-pahavitan'ny fifanarahana ara-dalàna rehetra.
​Avelao izahay hikarakara ny anjaranao mba hahazoanao tombontsoa ambony indrindra sady milamina tanteraka! 🔑

​

🏡 Te hanana trano fonenana vaovao saika ho anao sy ny fianakavianao ve ianao?​Miaraka amin'ny ⤵️⤵️⤵️DOUBLE U Agence Immo...
01/10/2026

🏡 Te hanana trano fonenana vaovao saika ho anao sy ny fianakavianao ve ianao?

​Miaraka amin'ny ⤵️⤵️⤵️

DOUBLE U Agence Immobilière (DUBAİ)

Dia tonga amin'ny toerana tokony ho izy ianao raha maniry ny hanefa ny tetikasanao ara-trano! ✨

​Mba hahafahanao misafidy tsara sy mahazo ny tolotra tsara indrindra:

👉 Zahao ireo trano maoderina sy mendrika arosonay eto.
👉 Tsindrio ny bokotra "Suivre" mba tsy ho diso na oviana na oviana ireo vaovao sy tolotra mafana rehetra.
👉 Mifandraisa mivantana aminay amin'ny alalan'ny Messenger raha mila fanazavana lalina na torohevitra ianao.
​Tanteraho ny nofinofinao ary ataovy azo antoka ny ho avin'ny ankohonanao anio! 🔑

​

🏠 VAOVAO ETO ANTANANARIVO !​Faly izahay manolotra anao ny tolotra avy amin'ny masoivohonao Agence Immobilière & Concierg...
30/09/2026

🏠 VAOVAO ETO ANTANANARIVO !

​Faly izahay manolotra anao ny tolotra avy amin'ny masoivohonao
Agence Immobilière & Conciergerie,
izay manampy anao tanteraka amin'ny sehatry ny trano sy ny fonenana.

​Manana tetikasa roa lehibe izahay hanomezana fahafaham-po anao:

​📌 1. Sampandraharaha Fametrahana sy Fikarohana Mpiantrano
(Location Longue & Courte Durée)
Tompon-trano eto an-toerana ianao ka mitady hanao location amin'ny fotoana fohy na maharitra? Izahay no miandraikitra ny:
​Fanaovana sy fampielezana ny dokambarotra
​Fisafidianana sy fanamarinana ireo mpiantrano (dossiers)
​Fandaminana ny fitsidihana sy ny sonia fifanarahana rehetra.

​🔑 2. Serivisy Conciergerie & Intendance (Ho an'ny Tompon-trano monina any ivelany na lavitra)
Monina any am-pievenana (diaspora) ve ianao ka manana trano eto Tana nefa sahirana mitantana azy? Izahay no "masoivohonao sy tananao" eto an-toerana:
​Fandraisana sy fivoahan'ny mpiantrano (Check-in / Check-out)
​Fanaovana madio (ménage) sy fikarakarana ny lamba sy servieta
​Fametrahana ny Welcome Pack sy ireo vokatra tsara tarehy malagasy (goodies, kafe, dite, sns.) ho an'ireo vahiny tonga
​Fandrindrana sy fanaraha-maso ireo asa madinika rehetra ilaina ao an-trano (tsy misy fandoavam-bola mialoha ataon'ny masoivohona fa ny tompon-trano no mivantana).

​👉 TOMPON-TRANO:
Te hampnadrian-tsaina ny fanananao sy hahazoam-bola? Mifandraisa aminay mivantana amin'ny alalan'ny WhatsApp na Messenger anio ihany!

​🔍 MIKAROKA TRANO HOFAINA (Mijanon'ny fotoana fohy na maharitra) IANAO?
Aza adino ny MANARAKA (S'abonner / J'aime) ity pejy ity mba tsy ho tadiranao ireo trano tsara tarehy sy manara-penitra hatolorinay eto tsy ho ela!

​📍 Toerana: Espace Studio, Behoririka - Antananarivo

📞 Fifandraisana / WhatsApp:
+261 38 65 034 78



Address

Behoririka 3GXF+WCJ
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Double U Agence Immobiliere posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share