22/08/2026
Zavatra hitanay fataon’ny groupe de client manao commande any anaty restaurant
Olona 4 samy manao commande
Ny voalohany : poisson.
Ny faharoa : poulet.
Ny fahatelo : crevettes.
Ny fahefatra : langouste.
Rehefa tonga daholo anefa ireo de misy foana ilay anakiray miteny hoe :
Andramako kely ny anao.
Farany, samy nanandrana daholo ny rehetra. 😂
Avy eo lasa quatre expériences be zao no azo rehefa avy mivoaka ao anaty restaurant