Pointe Lodge

Call Contact the hotel

Pointe Lodge Appartement, Piscine, Restaurant

10/10/2026

Carnaval tour de Foulpointe🎉🎉🥳🥳🥳 JMT région Antsinanana
Pointe Lodge Foulpointe🎉🎉🥳

💙🌴 Pointe Lodge Foulpointe, une équipe fière et engagée ! 🇲🇬Ensemble, célébrons la Journée Mondiale du Tourisme dans la ...
10/10/2026

💙🌴 Pointe Lodge Foulpointe, une équipe fière et engagée ! 🇲🇬

Ensemble, célébrons la Journée Mondiale du Tourisme dans la région Atsinanana et faisons rayonner notre belle destination ! 🌍🥰💕

🇲🇬

04/10/2026
⚠️ Fampitandremana – Réservation⚠️ FAMPITANDREMANA – MITANDREMA AMIN’NY MPISOLOKY !Noho ny fisian’ny mpisoloky maro amin...
02/10/2026

⚠️ Fampitandremana – Réservation
⚠️ FAMPITANDREMANA – MITANDREMA AMIN’NY MPISOLOKY !
Noho ny fisian’ny mpisoloky maro amin’ny resaka réservation trano, dia mangataka aminareo izahay mba hitandrina tsara.
📞 Ireto laharana OFISIALY ireto ihany no ahafahana mifandray aminay :
📍 TANA : 034 66 940 68 (Mme Mirana)
📍 FOULPOINTE : 034 60 394 19 (Mme Jeanine)
💬 WHATSAPP : 032 26 974 95

💰 Raha hanao paiement/réservation : ireto Mobile Money ireto ihany no miasa :
🟢 MVola : 034 66 940 68
🟠 Orange Money : 032 26 974 95
🔴 Airtel Money : 033 11 681 26

❗ Aza mandefa vola amin’ny numéro hafa izay tsy voalaza etsy ambony, na dia misy olona milaza aza fa misolo tena anay.
✅ Rehefa voaray sy voamarina ny paiement-nao dia hahazo message de confirmation avy aminay ianao.
🙏 Mba ampitaina amin’ny namana sy ny fianakaviana ity fampitandremana ity, mba hisorohana ny fisolokiana.
🙏 Misaotra amin’ny fahatokisana ary ampitiavana hatrany ny handraisanay anareo. ❤️🥰 ❤️

Andao hilalao eee😍😍💞💞Aboneo ity page ity ry zareo a💝💝
29/09/2026

Andao hilalao eee😍😍💞💞
Aboneo ity page ity ry zareo a💝💝

Ity indray ary ilay lalao tsika manaraka oo🎁🎁🎉🎉🥰🥰

Ataovy partage au max any anaty groupe misy antsika any ee😍😍 ataovy partage eo amin’ny rindrinao dia antsoy foana ny namana rehetra eee💖💖💕💕

Ataovy JP izay tianao🍫🍫

JP Milka na JP Toblerone🍫

Zarazarao mba hampitombo vintana ee🎁🎁


Izao indray ny santionan'ny sakafo ny client androany Alahady. Tongava mihitsy manandrana aloa. 👌🥰
30/08/2026

Izao indray ny santionan'ny sakafo ny client androany Alahady. Tongava mihitsy manandrana aloa. 👌🥰

📅 Manomboka androany ary mandritra ny volana SEPTAMBRA manontolo, mbola misy ny trano malalaka ato aminay.🌴 Raha mitady ...
30/08/2026

📅 Manomboka androany ary mandritra ny volana SEPTAMBRA manontolo, mbola misy ny trano malalaka ato aminay.

🌴 Raha mitady toerana milamina sy mahafinaritra hanaovana fialantsasatra miaraka amin’ny fianakaviana na namana ianao, dia aza misalasala mifandray aminay é.

Tel: 0346694068 na 0346039419
Mirary soa ❤️

🏡 TRANO MALALAKA TAMPOKA!📅 ANDROANY • 30 • 31 AOGOSITRANoho ny fanafoanana tampoka ny famandrihana, nisy toerana iray ma...
29/08/2026

🏡 TRANO MALALAKA TAMPOKA!
📅 ANDROANY • 30 • 31 AOGOSITRA

Noho ny fanafoanana tampoka ny famandrihana, nisy toerana iray malalaka indray!
034 60 394 19

Commencez votre journée en douceur avec notre petit déjeuner ☕🥐 17.000 ar. Bonne journée à tous !
29/08/2026

Commencez votre journée en douceur avec notre petit déjeuner ☕🥐 17.000 ar.
Bonne journée à tous !

Address

La Pointe
Foulpointe
502

Telephone

+261331168126

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pointe Lodge posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Hotel

Send a message to Pointe Lodge:

Shortcuts

Share

Category