14/07/2026
Ho antsika izay mitady bungalows aty foulpointe🛖, izahay eto amin'ny bungalows plaisir de l' Est foulpointe dia vonona ny handray anareo.🤝
Maro ny activités azo atao ato aminay ary mafinaritra ny fandraisana tompoko
hita Amin zany ny⚽foot à 4
🏐 volley b***e
🎮 kilalao ho any ankizy
🔥feu de camp
🍻🍲Misy sakafo sy boisson
🛜 starlink
Marihana fa Mbola mora sy mafinaritra ny toerana
à partir 30 000Ar
85 000Ar
Avec ventilateur ny trano
Do**he sy Wc intérieur
NB: tsy akaik plage fa amorn arabe RN5
MP na miantso direct👇
0333733357
Dia miandry anao Tompoko 👋