23/08/2026
🏨 MEVA HÔTEL — Votre confort, notre priorité !
🌴 Mikasa ve ianao hoe aiza no handaniana ny vacances izao?
Raha mbola misalasala ianao hoe aiza no haleha, Tonga soa eto Toamasina! 🌊☀️
🚗 Lalana efa mihatsara ary mora kokoa ny fivezivezena. Indrindra fa ny RN5, dia azo atao tsara ny dia ary eo amin’ny 2 ora eo ho eo raha ela indrindra, arakaraka ny toerana iaingana sy ny fifamoivoizana.
✨ Ary tsy ny ranomasina ihany no miandry anao eto Toamasina! Betsaka ny fialamboly sy toerana mahafinaritra azo tsidihina mandritra izao vacances izao.
🚂 Vaovao mahafaly: efa mandeha ihany koa ny train, ka afaka mankafy dia mankany Ambila Lemaitso, ary manohy mankany amin’ny Canal des Pangalanes sy Palmarium. 🌴🚤
🌞 Mbola ao anatin’ny vacances tsara isika izao!
Koa aza misalasala intsony — Mitongava any Toamasina!
Ary rehefa tonga ianao, MEVA HÔTEL dia vonona hatrany handray anao sy hanome anao fahafaham-po. ❤️
✨ Qualité • Confort • Sécurité
✔️ Service professionnel
✔️ Chambres confortables
✔️ Accueil chaleureux
✔️ Sécurité assurée
✔️ Parking privé gratuit et sécurisé
📞 WhatsApp / Tél. : +261 38 91 123 75
📧 E-mail : [email protected]
📍 Adresse : Ankirihiry Sud, en face du Lavage Rasta, Lalambaovao, route vers Mangarivotra.
🏨 MEVA HÔTEL
Votre satisfaction, notre engagement. ❤️
🌴 Toamasina vous attend… et MEVA HÔTEL aussi ! 🌊✨