Évasion Antsirabe by RencontreavecDago

Évasion Antsirabe by RencontreavecDago Vivez Antsirabe autrement :
activités authentiques et solidaires,
hébergements de charme et expérience
immersive en camping.

08/09/2026

Salama daholo ny randonneurs ! 👋

Tena ilaina ny manao étirement aloha sy aorian'ny randonnée a !🤠

🥾 Ahoana no atao raha te-hisoratra anarana amin’ilay randonnée antsika amin’ny sabotsy izao ?

👉 Mandefasa hafatra amin'ny MP na amin'ny 038 33 965 65 (WhatsApp)

👉 Ny paiement dia afaka aterina ety amin'ny birao misy anay ety Ampatana na alefa Mvola amin'ny 034 42 087 48 (Rencontre avec D**o)

🥾 Comment s'inscrire à notre randonnée ce samedi ?

👉 Envoyez un MP ou contactez le 034 33 965 65 (WhatsApp)

👉 Le paiement peut être effectué directement à notre bureau situé à Ampatana, ou envoyé par Mvola au 034 42 087 48 (Rencontre avec D**o)

J -5 avant clôture des inscriptions ❗Amin'ny randonnée eny Ambohijatovo ny sabotsy 𝟭𝟮 𝘀𝗲𝗽𝘁𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 ho avy izao ary ny fotoa...
05/09/2026

J -5 avant clôture des inscriptions ❗

Amin'ny randonnée eny Ambohijatovo ny sabotsy 𝟭𝟮 𝘀𝗲𝗽𝘁𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 ho avy izao ary ny fotoana e !

Tarif : 𝟮𝟲 𝟬𝟬𝟬 𝗮𝗿 / 𝗽𝗮𝘅

Aza adino ny mitondra Déjeuner pique-nique sy gourde🧺 🍶
🚫 Toerana fady kisoa

Inscription en MP ou 038 33 965 65 ( WhatsApp )
Payement Mvola : 034 42 087 48 ( au nom de Rencontre Avec D**o)

01/09/2026

ALERTE ! 🚨🚨😱

Tsy inona akory fa randonnée eny Ambohijatovo, ny 12 septambra ho avy izao.👣

Ny 10 septambra no farany fisoratana anarana. Ao amin'ny commentaire ny tohiny. 😉

Tandremo fa tonga dia te hoany ianareo vao mijery an'ity ! 🥱
27/08/2026

Tandremo fa tonga dia te hoany ianareo vao mijery an'ity ! 🥱

02/08/2026

Nifarana ny "Programme d'immersion Franco-Malgache" tamin'ity andiany ity.

Mafy kely tamin'ireo tanorantsika ny fanaovana veloma teto 🥲

Isaorana be dia be ny mpandray anjara tamin'ity séjour interculturel ity, indrindra fa ianareo Ray aman-dReny rehetra nametraka ny fitokisana taminay. 🫶
Tsy adino ihany koa ny ekipa rehetra izay nandray anjara tamin'ny séjour. 💪

Ny sejour no nifarana, fa ny fotoana, ny fifanakalozana, ny fahatsiarovana nandritra izay 15 andro izay dia tsy ho lefy, na dia eo aza ny elanelan-tany, ary tombony ho entin'ireo tanorantsika amin'ny fiainany rehetra.

Amin'ny séjour manaraka indray ary e 😉

Tonga izao ny fotoana fialan-tsasatra dia miverina foana ireto fanontaniana ireto : aiza indray no aleha ? Inona indray ...
30/07/2026

Tonga izao ny fotoana fialan-tsasatra dia miverina foana ireto fanontaniana ireto :
aiza indray no aleha ? Inona indray no ho atao ? 🤔

Hiova rivotra kely sa hiaina zava-baovao tsy dia fahita andavan'andro mihitsy no mety aminao ? 😎

Maro ny zavatra afaka atao miaraka amin'ny Evasion eto Antsirabe :

🥾 Randonnées solidaires
🏕️ Camping à la ferme
🔨 Ateliers immersifs
🎨 Visites artisans

Tsy izay ihany fa mbola misy hafa, ka aza misalasala ary mandefa hafatra :

👉 Message privé
📲 +261 34 06 925 56 (Whatsapp)
📧 [email protected]

Tamin'iny faran'ny herinandro iny ve ? 🤔Nitety an'Antsirabe sy ny manodidina no tokon'asan'ireo tanorantsika.👣Tsy ny far...
23/07/2026

Tamin'iny faran'ny herinandro iny ve ? 🤔

Nitety an'Antsirabe sy ny manodidina no tokon'asan'ireo tanorantsika.👣

Tsy ny farihin'i Tritriva sy Andraikiba ihany anefa no toerana tena mampiavaka an'Antsirabe notsidihan'izy ireo an ! Ao ihany koa ny tsenan'omby lehibe sy ireo mpanao asa-tanana, izay azo lazaina fa tena maneho ny maha izy azy ny tanàna.🎨

Ianareo koa ve mahafantatra an'ireo toerana mampalaza an'Antsirabe ireo ?

Sombiny ihany ireo fa maro no mbola azo tsidihina 😉

19/07/2026

Nanamarika ny dian'ireo tanora Malagasy sy Frantsay tamin'ity herinandro ity ny fandalovany tato amin'ny Grandir à Antsirabe .

👷‍♀️ Ankoatran'ny fiarahan'ireo tanorantsika tamin'ny ankizy marefo tezain'ny association, dia nandray anjara amin'ny fanavaozana ny efitrano fianaran'ny ankizy ihany koa izy ireo.

Hetsika feno fitiavana sy firaisankina 🤝❤️

Tamin'ny fifanakalozana no niantombohan'ny "𝗣𝗿𝗼𝗴𝗿𝗮𝗺𝗺𝗲 𝗱'𝗜𝗺𝗺𝗺𝗲𝗿𝘀𝗶𝗼𝗻 𝗙𝗿𝗮𝗻𝗰𝗼-𝗠𝗮𝗹𝗴𝗮𝗰𝗵𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟲".✨Fiarahana milalao 🎲, atrikasa ...
15/07/2026

Tamin'ny fifanakalozana no niantombohan'ny "𝗣𝗿𝗼𝗴𝗿𝗮𝗺𝗺𝗲 𝗱'𝗜𝗺𝗺𝗺𝗲𝗿𝘀𝗶𝗼𝗻 𝗙𝗿𝗮𝗻𝗰𝗼-𝗠𝗮𝗹𝗴𝗮𝗰𝗵𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟲".✨

Fiarahana milalao 🎲, atrikasa 📚, fifampizarana eo amin'ny andavan'andro ... izay iainan'ireo 𝘁𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝘀𝘆 𝗙𝗿𝗮𝗻𝘁𝘀𝗮𝘆 mandritran'ny 𝟭𝟱 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼.

Address

Lot 0512 F 391 Tsarasaotra
Tsarasaotra
110

Telephone

+261383896565

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Évasion Antsirabe by RencontreavecDago posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Hotel

Send a message to Évasion Antsirabe by RencontreavecDago:

Shortcuts

Share