Espace El'inn

Espace El'inn Salle de réception- Mariage- Séminaire- hôtel-restaurant - Snack- Piscine _ Pizza au feu du bois salle de réception, cocktail, séminaire, restaurant, chambre

22/08/2026

Aza misalasala fa vonona handray sy hanomé fahafam-po hoanao hatrany ny équipe rehetra ato @

21/08/2026


Route de l'université Maninday Toliara

17/08/2026

Tongava mitsidika fa vonona hanomé fahafampo hoanareo hatrany izahay🙏

Mbola misy dates dispo pour mois d'août Aza misalasala maka fanazavana fanampiny!!
20/07/2026

Mbola misy dates dispo pour mois d'août

Aza misalasala maka fanazavana fanampiny!!

🇲🇬✨ Ataovy ho fotoana tsy hay hadinoina ny hetsika ataonao miaraka amin’ny Espace El’inn ✨
Mitady toerana malalaka, manara-penitra ary feno fitaovana ho an’ny lanonanao ve ianao ? 🎉
📍 Espace El’inn dia mandray anao amin’ny karazana hetsika rehetra :
💍 Mariazy
👶 Batisa
🎂 Tsingerintaona
📚 Atrikasa & Seminera
🎊 Ary hetsika maro hafa koa !

✅ Mahazaka olona hatramin’ny 400
✅ Haingon-trano fototra tafiditra
✅ Wi-Fi Starlink & vidéo projecteur
✅ Fanamafisam-peo sy jiro manokana
✅ Groupe électrogène raha misy fahatapahan-jiro

📅 Misokatra isan'andro

🇲🇫✨ Faites de vos événements des moments inoubliables avec Espace El’inn ✨
Vous cherchez une salle spacieuse, élégante et bien équipée pour vos célébrations ? 🎉

📍 Espace El’inn vous accueille pour tous vos événements :
💍 Mariage
👶 Baptême
🎂 Anniversaire
📚 Atelier & Séminaire
🎊 Et bien d’autres encore !

✅ Capacité jusqu’à 400 personnes
✅ Décoration de base incluse
✅ Wi-Fi Starlink & vidéoprojecteur
✅ Sonorisation et jeux de lumière
✅ Groupe électrogène en cas de coupure
📞 Réservation & Infoline : +261 34 99 120 65

📅 Disponible 7j/7

Aza misalasala mifandray aminay!!ESPACE EL'INN !Toerana mahafinaritra🪴, misy rivotra madio, tony tsara sy lavitry ny tab...
17/07/2026

Aza misalasala mifandray aminay!!

ESPACE EL'INN !
Toerana mahafinaritra🪴, misy rivotra madio, tony tsara sy lavitry ny tabataba !

Misy chambre karazany 3 araka izay mety aminao🛌!!
misy rano mafana iany koa🛀!

Aza misalasala manotany ary afaka manao réservation amin'ny numéro 0349912065

 Il est préférable de remettre les dossiers en main propre !!Adresse: Espace El'inn, Route de l'université Maninday, Tol...
10/07/2026



Il est préférable de remettre les dossiers en main propre !!

Adresse: Espace El'inn, Route de l'université Maninday, Toliara

VOKA-DALAO : FRANCE 🇨🇵 2 - 0 🇲🇦 MAROC!!!Miarahaba manokana an'i Elisa Fortinah tsara vintana t@ lalao🤝🎉 izy irery ihany ...
10/07/2026

VOKA-DALAO : FRANCE 🇨🇵 2 - 0 🇲🇦 MAROC!!!

Miarahaba manokana an'i Elisa Fortinah tsara vintana t@ lalao🤝🎉 izy irery ihany no nahamarina pronostic ka omena azy ny Pizza 1!!!

Misaotra atsika mpanaraka ny pejy rehetra nandray anjara, aza kivy fa mbola hisy @ demi-finale, araho hatrany ny pejy ahitanao ny tohin'ny lalao sy ny tolotra misy ato amin'ny Espace El'inn !!

Aza adino fa misy piscine, chambre, restaurant, pizzeria, snack, ary grande salle d'événements ou atelier ..... ato aminay!!

plus d'informations : 0349912064

Mirary soa daoly o

COUPE DU MONDE 2026: 1/4 de finaleIza no ho tafiakatra 1/2 finale?🇨🇵VS🇲🇦Lalao efa nandrasan'ny maro, olona 2 mahamarina ...
09/07/2026

COUPE DU MONDE 2026: 1/4 de finale
Iza no ho tafiakatra 1/2 finale?
🇨🇵VS🇲🇦

Lalao efa nandrasan'ny maro, olona 2 mahamarina sy manaraka fepetra voalohany ihany no mahazo ny loka!!

Loka 1: Pizza 🍕
Loka 2: Crédit

📋Fepetra takiana:
✅Alefaso ao @ coms ny pronostic-nao alohan'ny 22h00
✅Asio réaction n'y pub
✅Zarao @ olona 2 farafahakeliny
✅ Manasa olona 5 farafahakeliny hilalao sy hanaraka n'y pejy
✅Tsindrio ny suivre @ pejy

Mazotoa ary milalao de mirary anareo ho tsara vintana😍

HOTEL BELLE VUE AMBOLOMAILAKYAnnexe de Espace El'inn Maninday Toliara !!Afaka hanaovana ny hetsika rehetra toy ny atelie...
03/07/2026

HOTEL BELLE VUE AMBOLOMAILAKY
Annexe de Espace El'inn Maninday Toliara !!

Afaka hanaovana ny hetsika rehetra toy ny atelier, voyage d'étude, mariage,sns
Misy chambre sy Bungalows iany koa
Ary misy restaurant sur place.

Raha mila fanazavana fanampiny dia tsidiho ny page Hôtel Belle Vue na atsoy n'y laharana 038 47 584 67

26 jona1960- 26 jona 2026, 66 taona lasa izay🇲🇬 Arahabaina tratry ny 26 Jona, Andron'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara! ...
26/06/2026

26 jona1960- 26 jona 2026, 66 taona lasa izay

🇲🇬 Arahabaina tratry ny 26 Jona, Andron'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara! 🇲🇬

Andro iray hahatsiarovana ireo razantsika niady sy nitolona mba hahazoantsika ny fahafahana ananantsika ankehitriny.
Andeha isika hiray hina, hifankatia ary samy handray ny andraikiny amin'ny fampandrosoana ny firenentsika.

Address

Maninday, Route De L' Université
Tulear
601

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 19:00
Wednesday 09:00 - 19:00
Thursday 09:00 - 19:00
Friday 09:00 - 19:00
Saturday 09:00 - 19:00
Sunday 09:00 - 19:00

Telephone

+261349912065

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Espace El'inn posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Hotel

Send a message to Espace El'inn:

Shortcuts

Share