La Sirena Ambositra

La Sirena Ambositra Bungalows, Restauration , Location salle, Location Espace Verte,Service Traiteur,Déjeuner pique-nique

Amin’ny Alatsinain’ny Pentekosta Izao indray ny fotoana antsikaaaa eee 🌸✨ Tsara foana ny mivoaka kely maka rivotra rehef...
23/05/2026

Amin’ny Alatsinain’ny Pentekosta Izao indray ny fotoana antsikaaaa eee 🌸✨

Tsara foana ny mivoaka kely maka rivotra rehefa fety mba miala sasatra sy miala ny rotoroto ☺️☺️

Fianakaviana , mpinamana, mpifankatia, aza misy misalasala fa ndao hiaraka aminay ✨✨✨✨

#2026

Maneho fankasitrahana anareo rehetra izay tonga niaraka nifaly taminay Omaly ❤️🥰 Na ny ankizy na ny lehibe 🍡🐣Tsy tonga l...
07/04/2026

Maneho fankasitrahana anareo rehetra izay tonga niaraka nifaly taminay Omaly ❤️🥰

Na ny ankizy na ny lehibe 🍡🐣

Tsy tonga lafatra ny fety ary mbola maro ny azo atao fa ho hatsaraina mian-dalana Eny ❤️🌸

Mankasitraka indrindra dia eto feno izahay

Mandray ny lanonana rehetra ny grande salle : Mariage , Baptême,Fête de famille , Réunion …

Misy traiteur ihany koa 🥓🥩🥤

Ny Bungalow misokatra 24h/7j

Aza misalasala miantsoa : 038 30 060 06

MISY SAKAFO ATOANDRO sy TSAKY TSAKY 🥓🍻🥳 Efa ao ihany ko ny kilalao ho an’ny ankizy Miandry anareo eeeee 🍻🥹🥤🥩🍡🥳🎊
06/04/2026

MISY SAKAFO ATOANDRO sy TSAKY TSAKY 🥓🍻🥳

Efa ao ihany ko ny kilalao ho an’ny ankizy

Miandry anareo eeeee 🍻🥹🥤🥩🍡🥳🎊

Efa paré ve ?? ☺️☺️🍻🍻 LUNDI DE PÂQUES 🎊🐣🍻
04/04/2026

Efa paré ve ?? ☺️☺️🍻🍻

LUNDI DE PÂQUES 🎊🐣🍻

TONGA NDRAY AGNAYYYYY🥰  Amin’ny Alatsinainy ny P***a 2026 : NDAO HIKORANA 🎉- Manomboka @ 9 Ora maraina Ho an’ny Ankizy l...
30/03/2026

TONGA NDRAY AGNAYYYYY🥰

Amin’ny Alatsinainy ny P***a 2026 : NDAO HIKORANA 🎉

- Manomboka @ 9 Ora maraina
Ho an’ny Ankizy latsaky ny 15 Taona « chasse aux Trésors , Œuf de Pâques » 🐣🎁
Ndao hilalao hiaraka aminay ooo ( sady mitsangatsangana miaraka amin’ny fianakaviana eee)

-Manomboka @ 2 ora tolokandro
Ho an’ny olon-dehibe indray
« Jeux de cartes »
Iza ilay tia milalao karatra be rehefa fivoriam-pianakaviana iny fa misy fifaninana ity ??? 🃏
Rami na belote

- Manomboka @ 5 ora hariva kousa aaa
Ndao handihy sy hifety amin’izay ary oooo 🎊

Mila manoratra anarana na miantsoa raha handray Anjara amin’ireo lalao rehetra na ilay @ 9ora na ilay @ 2ora🥰🥰🥰

Misy ny sakafo sy ny zava-pisotro amin’ny vidiny Mirary Eny an-toerana 🧋🥤🍻🍷

Ianareo sisa no andrasana 🥰

Address

Avaratr’ikelikampona Ambositra, Commune Tsarasaotra
Ambositra
203

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Sirena Ambositra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share