3MI Lodge Ampefy

3MI Lodge Ampefy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 3MI Lodge Ampefy, Motel, Ampefy.

Mazoto ooo❤️
21/08/2026

Mazoto ooo❤️

Mirary tontolo andro mahafantatra ❤️😘
21/08/2026

Mirary tontolo andro mahafantatra ❤️😘

20/08/2026
Bonjour ❤️faly mandray anareo ampitiavana fona izahay 😘
20/08/2026

Bonjour ❤️
faly mandray anareo ampitiavana fona izahay 😘

Tongava manao vacances ❤️❤️❤️fa miandry izahay
19/08/2026

Tongava manao vacances ❤️❤️❤️
fa miandry izahay

19/08/2026
05/08/2026

🧅😭 TONGOLONA VE DIA MAHATONGA ANAO HITOMANY?

Aza matahotra intsony! 😄 Ireto no tena mora atao:

❄️ 1. Ataovy ao anaty frigo 15–30 minitra alohan’ny hitetehana azy.

🔪 2. Mampiasà antsy maranitra mba tsy hanorotoro be ilay tongolo.

💨 3. Apetraho eo toerana misy rivotra na ampiasao ventilateur kely.

💧 4. Alona rano vetivety ilay tongolo rehefa ho tetehina.

✨ Astuce bonus: Raha manana solomaso fiarovana an-dakozia ianao, dia afaka manampy betsaka koa! 😂

👉 Iza amin’ireo no mbola tsy fantatrao?

💬 Zarao amin’ilay olona mitomany foana rehefa manapaka tongolo! 🧅😂

28/07/2026

Tongava mamangy anay eee
Ampefy

Address

Ampefy
118

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 3MI Lodge Ampefy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category