17/08/2026
✨ NY MAMPITOVY SY NY MAHA SAMY HAFA NY APPARTEMENTS ATO AMIN’NY La Casa Privée - Ampitatafika ✨ FANONTANIANA MIVERIMBERINA MATETIKA ATO ANATY MESSAGES KA HO VALIAKO ETO !
1✨ NY MAMPITOVY NY APPARTEMENTS :
• Samy afaka hanaovana séjours sy karazana événements rehetra. 🥰
Exemples : fêtes privées, anniversaires, soirée pyjama, sortie entre famille et ami, réunion de famille, enterrement de vie de garçon/fille,...
• Samy misy équipements fanaovana Karaoké : Ordinateur, micro, sono,... ♫ 🎤💻
• Samy misy cuisine équipée avec frigo ary couvert amin’ny isanareo. 🍽️🍲
• Samy misy Fatana Brochette raha hanao barbecue. 🥩🍢
• Afaka mitondra sakafo sy boissons avy any ivelany ianareo ary misy tsena ihany koa ato aminay. 🍟🍻
• Samy afaka mitondra matelas avy any ivelany fanampiny ary samy afaka manofa matelas sy couvertures ary bungalow ato aminay raha te hitokatokana rehefa matory. 🛌🏡
• Samy misy Guitare tsirairay avy. 🎸
• Samy misy jeu de société isan-karazany : Échec, dominos, carte, loto, monopoly,... 🎲
• Samy misy TV avec abonnement CANAL+ 📺
• Samy intérieure avokoa ny do**he sy ny toilettes. 🚿🚽
• Samy gratuit ny piscine journée 🏊🏽♂
• Samy 20.000 Ar ny piscine nocturne de 18h à 22h.🌙🤽♀️
• Samy afaka mandeha ao amin’ny Lounge Discothèque de 18h à 2h du matin. 🪩
• PARKING samy gratuit ary sécurisé. 🅿
2 ✨ NY MAHA SAMY HAFA NY APPARTEMENTS :
💚APPARTEMENT TSARADIA
✨💚TARIFS & HORAIRES :
150.000 Ar 👥 1 à 25 personnes
🕐 CHECK-IN : Miditra 17h
🕐 CHECK-OUT : Hatramin’ny 12h ny ampitso.
✨💚 INCLUS :
• Misy WIFI Gratuit
• TV écran plat lehibe 45" avec abonnement Canal+
• Malalaka ny salon raha olona maromaro ianareo.
• Fandriana superposé 2 places miampy matelas miisa 2.
Liens misy ny publication ahitana ny sary sy ny details rehetra :
https://www.facebook.com/100038759991505/posts/1908720403763274/?app=fbl
_______________
❤ APPARTEMENT MEVASOA :
✨❤ TARIFS & HORAIRES :
150.000 Ar 👥 1 à 25 personnes
🕐 CHECK-IN : Miditra 12h
🕐 CHECK-OUT : Hatramin’ny 10h ny ampitso.
✨❤ INCLUS :
• Malalaka kokoa ny trano ary afaka mandray olombelona maromaro raha izay no tianareo.
• TV écran plat lehibe avec abonnement Canal+
• Malalaka ny salon raha olona maromaro ianareo.
• Fandriana superposé 2 places miampy matelas fanampiny miisa 2.
Liens misy ny publication ahitana ny sary sy ny details rehetra :
https://www.facebook.com/100038759991505/posts/1881592639809384/?app=fbl
_______________
🩷 APPARTEMENT ANJARA
✨🩷 TARIFS & HORAIRES :
50.000 Ar 👥 01 à 04 personnes ( Maisonnette M1 )
100.000 Ar 👥 01 à 06 personnes ( Appartement )
150.000 Ar 👥 01 à 10 personnes ( Appart + M1 )
Afaka mandray 15 personnes raha izay no tianareo sy mety aminareo.
🕐 CHECK-IN : Miditra 12h
🕐 CHECK-OUT : Hatramin’ny 10h ny ampitso.
✨🩷 INCLUS :
• Eau chaude ny do**he
• Mini-TV avec abonnement Canal+
• Betsaka ny fandriana fatoriana
• Misy hangar malalaka ao ivelany afaka hanaovana cocktails .
Liens misy ny publication ahitana ny sary sy ny details rehetra :
https://www.facebook.com/100038759991505/posts/1895760075059307/?app=fbl
_______________
💙 APPARTEMENT TSANGATSANGA
✨💙 TARIFS & HORAIRES :
👥 1 à 25 personnes
100.000 Ar raha Lundi, Mardi, Mercredi
150.000 Ar raha Jeudi, Vendredi, Samedi, Dimanche
200.000 Ar raha Jours fériés
🕐 CHECK-IN : Miditra 17h
🕐 CHECK-OUT : Hatramin’ny 10h ny ampitso.
✨💙 INCLUS :
• Misy WIFI Gratuit.
• Eau chaude ny do**he.
• Malalaka kokoa ny trano.
• Grand piste de danse.
• Grand TV smart : Films, Karaoké, YouTube,...
• Malalaka ny salon raha olona maromaro ianareo
Fandriana superposé 2 places miampy matelas.
Liens misy ny publication ahitana ny sary sy ny details rehetra :
https://www.facebook.com/100038759991505/posts/1902750381026943/?app=fbl
_______________
💛 APPARTEMENT ANDOHASAHA
✨💛 TARIFS & HORAIRES :
👥 1 à 25 personnes
100.000 Ar JOURNÉE de 9h à 17h ny hariva.
100.000 Ar SOIRÉE de 18h à 8h le lendemain.
150.000 Ar JOURNÉE + SOIRÉE de 9h à 8h le lendemain.
✨💛 INCLUS :
• Eau chaude ny do**he
• TV écran plat lehibe avec abonnement Canal+
• Malalaka ny salon raha olona maromaro ianareo
• Fandriana superposé miampy fandriana 1 place confort.
• Misy hangar miampy Jardin privée
• Tsy misy piscine fa afaka manao piscines eny Malaza.
Liens misy ny publication ahitana ny sary sy ny details rehetra :
https://www.facebook.com/share/p/19EpzLamXh/
_______________
🔥 N.B:
Izay misoratra no misy.
Izay tsy misoratra tsy misy.
Toerana : Ambodiafontsy & Malaza, Ampitatafika
Facebook : La Casa Privée Ampitatafika
Contacts : 034 84 787 75 | 037 30 351 08