13/09/2026
⚠️ FAMPITANDREMANA – MITANDREMA AMIN’NY FISOLOKIANA
Ry mpanjifa hajaina,
Ampahafantarinay anareo fa ireto ihany no laharana finday ofisialin’i Anakarana :
📞 034 03 380 20
📞 034 03 347 73
Izay olona mifandray aminareo amin’ny laharana hafa ka milaza fa solontenan’i Anakarana, indrindra raha mikasika famandrihana, devis na fangatahana fandoavam-bola, dia tsy misolo tena ny Anakarana.
❌ Aza manao fandoavam-bola amin’ny laharana hafa.
Ho an’ny famandrihana na fangatahana devis, dia miangavy anareo izahay mba hanamarina hatrany fa iray amin’ireo laharana ofisialy roa ireo no ifandraisanareo amin’i Anakarana.
🙏 Misaotra amin’ny fahamalinana sy ny fiaraha-miasa.
Anakarana dia tsy mandray andraikitra amin’izay fifandraisana, fandoavam-bola na fifanakalozana atao amin’olona mampiasa amin’ny fomba tsy ara-dalàna ny anaran’i Anakarana na ny mombamomba azy, ivelan’ireo fantsona ofisialinay.
ANAKARANA
_______________________
⚠️ ALERTE – ATTENTION AUX ARNAQUES
Chers clients,
Nous vous informons que les seuls numéros officiels d’Anakarana sont :
📞 034 03 380 20
📞 034 03 347 73
Toute personne vous contactant avec un autre numéro en se présentant comme Anakarana, notamment pour une réservation, un devis ou une demande de paiement, ne représente pas notre établissement.
❌ Ne versez aucun paiement sur un autre numéro.
Pour toute réservation ou demande de devis, merci de toujours vérifier que vous échangez bien avec l’un de nos deux numéros officiels.
🙏 Merci de votre vigilance.
Anakarana décline toute responsabilité concernant les échanges, paiements ou transactions effectués avec des personnes utilisant frauduleusement son nom ou ses coordonnées en dehors de ses canaux officiels.
ANAKARANA