18/06/2026
🔵🟡VAOVAO BE INDRAY ARY HO AN'I FIHAONANA! 🤩
Efa misokatra ho antsika amin’ny fomba ofisialy izao ny birao vaovaon’i APEM PAIQ S.A ao Fihaonana, Distrikan'Ankazobe 😉
✅ Vonona hifanome tanana aminao sy hanampy anao hampitombo ny fidiram-bolanao izahay. Efa eo an-toerana ny ekipanay, vonona handray sy hanoro hevitra anao amin'ny findramam-bola azo antoka sy mifanaraka tsara amin'ny asa fivelomanao. Tetikasa tianao hotanterahina? Andao hiaraka hampandroso izany!
✅ Sady akaiky, no tsotra, no mahomby, àry tena VETIVETY ny fikarakaràna rehetra
📍 Aiza no ahitàna anay? Eo an-tsenakely, trano fotsy vaovao hitantsika eo amin'ny sary etsy ambany
⏰ Ora fisokafana: Alatsinainy ka hatramin'ny Zomà, amin'ny 08h - 12h sy 13h - 16h.
📞 038 44 120 33
Andao hiaraka handroso! 🚀
© Nanamarihana izao fisokafana izao ihany koa ny fampiofanana maimaimpoana (mikasika ny fiompiana kisoa) izay nokarakarain'ny APEM niaraka tamin'i APEM PAIQ S.A ho an'izay liana rehetra tsy an-kanavaka. Etoana, dia hisaorana ianareo tonga marobe nanatrika izany. Mbola be ny ho sisa ...
--
🔵🟡 DU NOUVEAU À FIHAONANA ! 🎉
J-J 🤩 ! L'institution de microfinance APEM PAIQ S.A s'installe officiellement à Fihaonana, dans le District d'Ankazobe.
Que vous soyez agriculteur, éleveur, commerçant ou artisan, notre mission est de vous accompagner pas à pas. Nous vous proposons des solutions de crédit sur-mesure pour donner un vrai coup de boost à vos projets et développer votre activité en toute sécurité. Notre équipe locale vous attend déjà pour construire, ensemble, votre avenir financier !
📍 Où nous trouver ? "An-tsenakely"
⏰ Horaires d'ouverture : Du lundi au vendredi, de 08h à 12h et de 13h à 16h.
📞 038 44 120 33
Avançons ensemble ! 🤝
© Une formation gratuite (axée sur l'élevage porcin) a été offerte par l'APEM en collaboration avec APEM PAIQ S.A.