L'Océan

Call Directions Website Contact the hotel

L'Océan Hôtel restaurant, piscine, Hôtel restaurant, piscines

🤫 Tché tché tché…L’Océan est de retour 😎Toy izao ny feeling androany tao aorian’ilay fanadiovana sy famenoana rano omaly...
29/10/2026

🤫 Tché tché tché…

L’Océan est de retour 😎

Toy izao ny feeling androany tao aorian’ilay fanadiovana sy famenoana rano omaly iny 🥰
Rano efa madio tsara, niveau parfait, ny ambiance tena au top! 🏊‍♂️

Mankasitraka indrindra anareo tamin’ny fahatongavana maro be ❤️

Misokatra hatrany ny fiaraha-miasa amin’ny sociétés, écoles, familles, associations sy ny sisa.

📍 Tongava ary dia andao hiara-hankafy sy haka fafiny e! 😜

Mampahafantatra anareo mpanjifa izahay fa tsy hisokatra aloha ny piscine anio, alarobia 28 Oktobra 2026, noho ny asa fan...
28/10/2026

Mampahafantatra anareo mpanjifa izahay fa tsy hisokatra aloha ny piscine anio, alarobia 28 Oktobra 2026, noho ny asa fanadiovana sy fanavaozana ny rano mba hiantohana ny fahadiovana sy ny fahafaham-ponareo. 😊

Misaotra indrindra tompoko 🙏

Ny anareo koa ve ny vatana mbola any am-piasana, fa ny saina efa manao pro-weekend sahady ? 😜Aza avela hiangona ny stres...
12/10/2026

Ny anareo koa ve ny vatana mbola any am-piasana, fa ny saina efa manao pro-weekend sahady ? 😜

Aza avela hiangona ny stress fa ndao hankafy fotoana mamy kely ato amin’ny L’Océan Hôtel Restaurant.

Ny tolotra miandry anao aty :

Piscine ho an’ny fialam-boly sy ny détente.

Chambres ahafahanao miala sasatra sy mankafy fotoana manokana miaraka amin’ny olon-tiana.

Espace pique-nique tsara ho an’ny fotoana mahafinaritra miaraka amin’ny namana sy ny fianakaviana.

💙 L’Océan Hôtel Restaurant : Votre parenthèse de détente, loin du stress !

📩 Plus d’informations en message privé. 📞 032 26 353 77

MITADY TOERANA MILAMINA, MAHA FINARITRA, ARY MIALA KELY AMIN’NY TABATABAN’NY VILLE?💙 L’Océan Hôtel – Ambohibao Amboanjob...
06/10/2026

MITADY TOERANA MILAMINA, MAHA FINARITRA, ARY MIALA KELY AMIN’NY TABATABAN’NY VILLE?

💙 L’Océan Hôtel – Ambohibao Amboanjobe RN7 dia vonona handray anareo ao anatin’ny toerana mahafinaritra, milamina ary mampahazo aina, mety tsara hiarahana amin’ny fianakaviana, namana na olon-tiana.

Ireto avy ny tolotra misy ato aminay :
🏊 Piscine
🧺 Espace pique-nique
🍽️ Restaurant & Bar
🛏️ Chambres double standard & chambres familiales
🚗 Parking privé, malalaka sy azo antoka

Na hiala sasatra, na hiaraka amin’ny akama, na hamorona fotoana tsara sy fahatsiarovana mahafinaritra, dia tongava aty aminay. 💙

📍 Ambohibao Amboanjobe – RN7

☀️ Efa manomboka mafana indray ny andro ka fotoana tsara hialana voly sy hilomanosana! 💦Faly izahay mampandre anareo mpa...
07/09/2026

☀️ Efa manomboka mafana indray ny andro ka fotoana tsara hialana voly sy hilomanosana! 💦

Faly izahay mampandre anareo mpanjifa fa misokatra amin’ny fomba ofisialy indray ny piscine ao amin’ny Hôtel L’Ocean. 🏊‍♀️🌴

💦 Piscine : 7 000 Ar / olona

🍽️ Misokatra ihany koa ny restaurant, ka afaka manafatra sakafo sy snacks eny an-toerana ianareo.

🧺 Te hanao pique-nique kosa? Afaka mitondra ny sakafonareo manokana ihany koa, amin’ny sarany 5 000 Ar / olona.

☀️ Piscine, sakafo ary fotoana mahafinaritra miaraka amin’ireo olona akaiky anao

Ny maillot sisa no entina, dia miandry anareo eto amin’ny Hôtel L’Ocean izahay! 🌊💦

05/03/2026
🚨 ALERTE RÉOUVERTURE 🚨Devinez quoi…? 👀Le restaurant de Hôtel L'Océan rouvre enfin ses portes ce week-end 🌊✨Après une lon...
19/02/2026

🚨 ALERTE RÉOUVERTURE 🚨

Devinez quoi…? 👀
Le restaurant de Hôtel L'Océan rouvre enfin ses portes ce week-end 🌊✨

Après une longue pause, les fourneaux se rallument, les tables se dressent, et l’ambiance cozy qu’on aime tant est de retour 🤍

Au programme :
🍽️ Des plats réconfortants
🌅 Une vue apaisante
☕ Des instants chaleureux à partager
💬 Des souvenirs à créer

Profitez de ce week-end pour vous évader, sortir de la ville et vous détendre en famille, entre ami ou à deux dans un cadre calme et ressourçant 🌴🌊
Un vrai moment pour ralentir, respirer… et savourer.

📅 Rendez-vous ce week-end
📍 Restaurant – Hôtel L’Océan
032 26 353 77 / 033 07 813 47

Address

Lot IIV 20C Iavoloha Amboanjobe Bongatsara
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when L'Océan posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Hotel

Send a message to L'Océan:

Shortcuts

Share

Category

Nearby hotels