Espace Iarimbato

Directions

Espace Iarimbato Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Espace Iarimbato, Hotel resort, LOT A P 30 ANKADIKELY, Antananarivo.

🍽️✨ Notre restaurant est ouvert de 9h jusqu'à 19h30 ! ✨🍽️Venez découvrir nos délicieux plats 😋🔥📩 Menu disponible en MP📲 ...
30/06/2026

🍽️✨ Notre restaurant est ouvert de 9h jusqu'à 19h30 ! ✨🍽️

Venez découvrir nos délicieux plats 😋🔥

📩 Menu disponible en MP

📲 Envoyez-nous un message WhatsApp pour commander ou réserver 💬

🌟 Bon goût, bonne ambiance, bon moment ! 🌟🍴 On vous attend avec le sourire 😊❤️

Mila toerana mangina sady mahafinaritra?🍃Mila parking malalaka sady discret? 🫣Aza mieritreritra intsony ary fa tongava a...
24/06/2026

Mila toerana mangina sady mahafinaritra?🍃
Mila parking malalaka sady discret? 🫣
Aza mieritreritra intsony ary fa tongava aty aminay ✨✨✨
Piscine misokatra h24 🏊‍♂️
Billard misokatra h24 🎱
Dayuse ✨
Journée ✨
Nuitée✨
Restaurant misokatra 🍲

Tena hoe 🤩🤩... misy izay ilaina rehetra 👊
☎️ 038 20 417 77
Whatsapp: +971 58 262 4975
📍Ankadikely Ilafy

🥶 Mangatsiatsiaka mihitsy izao ny andro an! 🌬️✨ Sady rahampitso ihany koa ny Fetin’ny Ray! 👑❤️Tsy misy tsara noho ny mam...
20/06/2026

🥶 Mangatsiatsiaka mihitsy izao ny andro an! 🌬️✨ Sady rahampitso ihany koa ny Fetin’ny Ray! 👑❤️

Tsy misy tsara noho ny mampirevy kely an’i Papa sady mba miara-mivoaka ny fianakaviana manontolo e! 🍽️

tonga izy d hividiano anreto:
🍲 Lasopy be mamay tsara amle speciale
🍜 Misao Be amle oui
🍺 de sady ampiana THB biengla! 🍻❄️

Adiresy tsy miova Ankadikely eh
📞: 038 20 41 777

🌸💖 FÊTE DES MÈRES 💖🌸Amin’izao Fête des Mères izao dia faly miarahaba ireo reny rehetra izahay 🥰Mirary fahasalamana, faha...
31/05/2026

🌸💖 FÊTE DES MÈRES 💖🌸
Amin’izao Fête des Mères izao dia faly miarahaba ireo reny rehetra izahay 🥰
Mirary fahasalamana, fahasambarana ary fitahiana ho anareo reny rehetra 🌷
Ary aza adino fa MISOKATRA izahay androany 😍
Tongava miaraka amin’ny fianakaviana sy namana hankafy fotoana mamy eto aminay 💦🍹🍽️
🌸Ndao ary hilomano, hiala sasatra ary hanao fety kely miaraka aminay 🎉🏊‍♀️
📍Iarimbato Hotel
☎️ +261 38 20 417 77
🌺

🔥🌴 Week-end de Pentecôte vibes 😎Amin’ity Pentecôte ity dia misokatra izahay 🔥Tongava hilomano, hisakafo, ary hiala voly ...
23/05/2026

🔥🌴 Week-end de Pentecôte vibes 😎
Amin’ity Pentecôte ity dia misokatra izahay 🔥
Tongava hilomano, hisakafo, ary hiala voly miaraka amin’ny namana sy fianakaviana 🌊🍔🍹
📍 Iarimbato Hotel
☎️ +261 38 20 417 77

Nous sommes heureux de vous informer que nous serons ouverts demain 😍Venez profiter d’un agréable moment en famille ou e...
13/05/2026

Nous sommes heureux de vous informer que nous serons ouverts demain 😍

Venez profiter d’un agréable moment en famille ou entre amis 💙
🏨 Hôtel
🍽️ Restaurant
🏊 Piscine
🎤 Karaoké & 🎱 Billard
Un endroit idéal pour se détendre et passer une belle journée 😊
📍Iarimbato Hotel
📞 +261 38 20 417 77
Nous vous attendons nombreux pour célébrer cette journée avec nous 🌊☀️

🐣🌴 Lundi de Pâques vibes 😎rahampitso misokatra izahay 🔥tongava hilomano, hisakafo, ary i-chill miaraka amin’ny namana sy...
05/04/2026

🐣🌴 Lundi de Pâques vibes 😎

rahampitso misokatra izahay 🔥
tongava hilomano, hisakafo, ary i-chill miaraka amin’ny namana sy fianakaviana 🌊🍔🍹
📍Iarimbato Hotel
☎️+261 38 20 417 77
Whatsapp: +971 58 262 4975
***a

✨ Mitady spot calme sy discret ve ianao? ✨Te hi chill sy hankafy moment privé miaraka amin’ny olona tianao? 😉Tongava ao ...
05/04/2026

✨ Mitady spot calme sy discret ve ianao? ✨

Te hi chill sy hankafy moment privé miaraka amin’ny olona tianao? 😉
Tongava ao amin’ny Iarimbato Hotel, AnkadiKely Ilafy 📍

💫 Toerana calme & discret
💫 Parking malalaka, azo antoka, tsy misy mahita
💫 Ambiance cosy, mety tsara ho an’ny couple
Ireto ary ny tolotra omenay anareo

🔹 Day use: 3h
🔹 Journée (piscine + billard inclus)
🔹 Nuitée (piscine + billard inclus)

Tarif à partir de 60.000ariary

📩 Réservation ouverte
⚡ Places limitées, aza tara ary
Contact: +261 38 20 417 77
whatsapp: +971 58 262 4975
ou MP

🎉 29 Martsa – Andro Fahatsiarovana 🇲🇬Ampahatsiahivina fa misokatra izahay rahampitso.❤️Tongava mitsidika sy mankafy ny t...
28/03/2026

🎉 29 Martsa – Andro Fahatsiarovana 🇲🇬

Ampahatsiahivina fa misokatra izahay rahampitso.❤️

Tongava mitsidika sy mankafy ny tolotra rehetra atolotray 😊
Manantena ny fandalovanao!✨✨
☎️ +261 38 20 417 77

🌿 Petit message à nos visiteursNous vous informons que la piscine sera privatisée ce samedi 28 mars 2026.🏡 Toutefois, no...
22/03/2026

🌿 Petit message à nos visiteurs
Nous vous informons que la piscine sera privatisée ce samedi 28 mars 2026.

🏡 Toutefois, nos chambres restent disponibles pour celles et ceux qui souhaitent s’évader et profiter d’un agréable moment de détente en famille.

En dehors de cette date, l’établissement est ouvert au public et vous accueille 7 jours sur 7, sauf en cas de privatisation.

Nous vous remercions pour votre compréhension et restons à votre disposition pour toute information complémentaire.

Address

LOT A P 30 ANKADIKELY
Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Espace Iarimbato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category