Le Chalet du lac Mandrosoa Ivato - Hôtel & restaurant Tananarive

Le Chalet du lac Mandrosoa Ivato - Hôtel & restaurant Tananarive Un cadre merveilleux
Des chambres tout confort
Une terrasse impressionnante
Une vue magnifique au

🍽️ Tonga ny fotoana hifaliana sy hihinanana! 😋✨ Sakafo madio, mpanolotra matihanina, fety tonga lafatra.📍  Le Chalet du ...
21/08/2026

🍽️ Tonga ny fotoana hifaliana sy hihinanana! 😋
✨ Sakafo madio, mpanolotra matihanina, fety tonga lafatra.

📍 Le Chalet du Lac Mandrosoa Ivato
📲 Antsoy ny +261 34 08 361 36 / +261 34 51 055 84 / +261 34 05 224 67

Retour mamikely ❤️Tsio- drivotra malefaka 😍😍😍🌿 Manao ahoana ny sensation anareo rehefa eny amoron-drano ?PS : Mankasitra...
20/08/2026

Retour mamikely ❤️
Tsio- drivotra malefaka 😍😍😍
🌿 Manao ahoana ny sensation anareo rehefa eny amoron-drano ?

PS : Mankasitraka ilay client amin'ny retour dia amin'ny manaraka indray oh 🤗

✈️ Avadiho ho fotoana mahafinaritra ny fiandrasana ny vol anao manaraka 🙂Misy chambre hahafahanao mitsotsotra , restaura...
19/08/2026

✈️ Avadiho ho fotoana mahafinaritra ny fiandrasana ny vol anao manaraka 🙂
Misy chambre hahafahanao mitsotsotra , restaurant hankafizanao sakafo matsiro ary indrindra cadre manala stress ato amin'ny Le Chalet Du Lac 😍🌿🍝

📞 034 08 361 36 / 034 51 055 84 / 034 05 224 67
📍 Le Chalet du Lac – Mandrosoa Ivato

🕌🍽️ Mitady sakafo HALAL azo antoka ho an'ny fianakaviana na koa invité spécial ?Tsy ny tsiro ihany no zava-dehibe fa ny ...
18/08/2026

🕌🍽️ Mitady sakafo HALAL azo antoka ho an'ny fianakaviana na koa invité spécial ?
Tsy ny tsiro ihany no zava-dehibe fa ny fahatokisana ihany koa.

✅ Akora voafantina tsara
✅ Fanomanana manaraka ny fenitra Halal
✅ Sakafo madio sy matsiro

🤲 Satria ny sakafo tsara dia manambatra ny fo sy ny fianakaviana.

Tager-o ilay olona tsy mihinana kisoa fantatrao fa mpankafy sakafo matsiro ! ❤️

📞+261 34 08 361 36 / +261 34 51 055 84 / +261 34 05 224 67
🎯 Mandrosoa Ivato

🌤️ Misy fotoana tsy hiverina intsony eo amin'ny fiainana ka ataovy miavaka mba hiteraka fahatsiarovana tena mamy 🥰Rivotr...
10/08/2026

🌤️ Misy fotoana tsy hiverina intsony eo amin'ny fiainana ka ataovy miavaka mba hiteraka fahatsiarovana tena mamy 🥰

Rivotra madio, masoandro mamirapiratra, toerana malalaka, ary fijery mahafinaritra manoloana ny natiora...

Hiaina traikefa tsy hay hadinoina ao anaty toerana manambatra ny hakanton'ny natiora sy ny fahamendrehan'ny fikarakarana ianareo ✨

📍Le chalet du lac Mandrosoa Ivato
📲Ataovy ny réservation : +261 34 08 361 36 / +261 34 51 055 84 / +261 34 05 224 67

Toerana ahafahana miala kely amin’ny tabataba sy rotoroto 🥰.Eto, ny fotoana dia miadana…ny eritreritra miala sasatra…ary...
05/08/2026

Toerana ahafahana miala kely amin’ny tabataba sy rotoroto 🥰.

Eto, ny fotoana dia miadana…
ny eritreritra miala sasatra…
ary ny ambiance no mitondra anao ho any amin’ny “zen” kely manokana.

🍾 Verres miandry anao hisafidy ny “moment”-nao
🥂 Fijanonana kely feno hatsarana sy hakantony
🌙 Hariva milamina, tsy misy pression

📍 Tongava ary ety amin'ny Le Chalet du Lac Mandrosoa Ivato
📞+261 34 08 361 36 / +261 34 51 055 84 / +261 34 05 224 67

Na ny olona tsy dia mankafy mandihy aza dia mandray anjara rehefa mandeha ny afindrafindrao 🥳💃🕺 Inona ihany koa ny hira ...
03/08/2026

Na ny olona tsy dia mankafy mandihy aza dia mandray anjara rehefa mandeha ny afindrafindrao 🥳
💃🕺 Inona ihany koa ny hira be mpandihy fantatrareo rehefa fety ?

🛎️ Te hatory tsara ve ianao amin'ity faran'ny herinandro ity ?Hazavana malefaka, fandriana mampahazo aina… ny fepetra re...
31/07/2026

🛎️ Te hatory tsara ve ianao amin'ity faran'ny herinandro ity ?
Hazavana malefaka, fandriana mampahazo aina… ny fepetra rehetra dia feno ho an’ny torimaso mamy 😍

📞 Réservation : +261 34 08 361 36 / +261 34 51 055 84 / +261 34 05 224 67
🎯 Mandrosoa Ivato

🥶❄️ Rehefa tena mangatsiaka ny andro, inona no sakafo tokony hohanina?Ireto misy torohevitra kely :🍲 Mafana tsara🥩 Manan...
30/07/2026

🥶❄️ Rehefa tena mangatsiaka ny andro, inona no sakafo tokony hohanina?

Ireto misy torohevitra kely :
🍲 Mafana tsara
🥩 Manankarena proteinina
🥔 Ahitana glucides manome hery
🥕 Misy legioma maro

Ny lasopy, vary amin'ny laoka mafana, hen'omby na akoho miaraka amin'ny legioma dia manampy ny vatana hitahiry angovo sy hahatsapa hafanana ela kokoa.

💡 Tsy ny akanjo matevina ihany no ilaina rehefa mangatsiaka, fa ny sakafo mety koa !

👇 Inona no sakafo tianao indrindra rehefa mangatsiaka be ny andro?

🔥 Tsy mahagaga raha lasa tian'ny olona ny sakafo misy épices rehefa ririnina...Rehefa mangatsiaka ny andro dia mitady ha...
29/07/2026

🔥 Tsy mahagaga raha lasa tian'ny olona ny sakafo misy épices rehefa ririnina...

Rehefa mangatsiaka ny andro dia mitady hafanana ny vatana. Ary matetika dia hita ao anaty lovia izany!

🌶️ Sakay mampafana
🫚 Sakamalaho manitra
✨ Curcuma manome loko sy tsiro
🌿 Cannelle mampahatsiahy fotoana mamy
⚫ Poivre mampatsiro kokoa ny sakafo

Matsiro, manitra ary mampahazo aina.

💬 Iza amin'ireo no tsy maintsy ao anaty sakafo karakarainao ?

Address

Ivato
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Chalet du lac Mandrosoa Ivato - Hôtel & restaurant Tananarive posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Hotel

Send a message to Le Chalet du lac Mandrosoa Ivato - Hôtel & restaurant Tananarive:

Share