28/10/2026
Efa manomboka mafana amzay ny andro eh ! 🥵
Hoento ary ny namana sy ny fianakaviana dia andao hoe haka rivotra kely sady milomano aty amin’ny IGH 🌊
📍 Ivoara Masindray Ambohimanambola
📱 034 49 863 48 / 037 86 834 98