13/07/2026
๐๐ฎ๐บ๐บ๐ฒ ๐๐ฆ๐ก๐๐ฃ โ๐ช๐๐ฃ๐๐ฅ๐๐๐ฅ๐ ๐ฆ
Raha ohatra ka manana olana iray amin'ireto manaraka ireto ianao dia natao hoanao indrindra ity gamme ity ๐ฅฐ๐ค
๐ Volo makiana
๐ Volo mangavoka (lokony) sy mora mibontsina rehefa maina.
๐ Tsy mety miorina tsara ny volo (boucles)
๐ Mora rava ny "boucles" (tsy mahariva andro akory ๐ฅด)
๐ Volo mifaringotra rehefa bangoina
Vokatra saika ahitana ny akora zavoka ๐ฅ avokoa izy ireto:
๐ฅ ๐๐๐ถ๐น๐ฒ ๐ฎ๐๐ผ๐ฐ๐ฎ๐: ahosotra amin'ny tahombolo, alona 1h eo. Avy eo miroso amin'ny fanasana loha.
๐ฅ ๐ฆ๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ผ๐ถ๐ป๐ด ๐๐ผ๐น๐ถ๐ฑ๐ฒ: anasana loha. Ahosotra amin'ny hodidoha irery ihany.
๐ฅ ๐ ๐ฎ๐๐พ๐๐ฒ ๐๐๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ 2๐ฒ๐ป1: manampy amin'ny fibangoana volo sy manome otrikaina ny tahombolo ( alona 5mn hatramin'ny 15mn eo avy eo kobanina)
๐ฅฆ ๐๐ฒ๐ฎ๐๐ฒ ๐ถ๐ป ๐ด๐ฒ๐น: vita avy amin'ny lin sy huile de brocoli ary sombina ahidrano. Ahosotra amin'ny volo mando ary amin'ny tahombolo irery ihany. Tsy kobanina.
Vokatra vita malagasy ๐ฒ๐ฌ
Azonao jifaina ato amin'ny botika AfrO Manja daholo ireto vokatra ireto.
๐๐๐๐ฌ ๐๐๐ฆ๐ฌ โฃ๏ธ ๐๐๐ฅ๐ข ๐ ๐๐ก๐๐
"๐๐๐๐ฆ ๐ก๐ ๐๐๐. ๐๐๐๐ฆ ๐๐๐๐๐."