AS_Féerie Antsirabe

AS_Féerie Antsirabe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AS_Féerie Antsirabe, Rental shop, Antsirabe.

Salama daholo o! Jereonareo fa nahazo cadeau "mug" ny admin androany 😊Mamikely reto nareo a 🥰 ho an’i Admin mivady hono ...
11/09/2026

Salama daholo o!
Jereonareo fa nahazo cadeau "mug" ny admin androany 😊
Mamikely reto nareo a 🥰 ho an’i Admin mivady hono ireto ho fisaorana fa afa-po zareo ny @ service ato aminay!!
Mankasitraka anareo 3 mianaka dia mirary soa indrindra o! 💖
Vonona foana izahay hanome fahafahampo anareo!
👉Antsenakely apitan'ny Restaurant Pousse Pousse
👉038 05 313 08
👉Photocopie CIN + Certificat de résidence
👉Caution 50%

Salama daholo o! Mini panier en osier indray ary no atolotray ho anareo androany 🥰 tena "passe partout" kely mihintsy iz...
16/08/2026

Salama daholo o!
Mini panier en osier indray ary no atolotray ho anareo androany 🥰 tena "passe partout" kely mihintsy izy ireto an, afaka atao centre de table, porte pétale....
Hitanareo ato aminay ihany koa ireo bouquets ireo. 😊
Seulement en location 🙂

👉Antsenakely apitan'ny Restaurant Pousse Pousse
👉038 05 313 08
👉Photocopie CIN + Certificat de résidence
👉Caution 50%

Tongava fa ho afa-po ianareo 🥰
31/07/2026

Tongava fa ho afa-po ianareo 🥰

Salama daholo o! Nofenoin’ny Madame Joel Rakotoarimanana ballons ny arche demi lune teto! Arak’izao hitanareo izao dia A...
27/07/2026

Salama daholo o!
Nofenoin’ny Madame Joel Rakotoarimanana ballons ny arche demi lune teto! Arak’izao hitanareo izao dia Anniversaire ny évènement! Tsara be daholo ny inspiration ny client an’i AS_féerie an😊
Mankasitraka foana ❤️

👉Antsenakely apitan'ny Restaurant Pousse Pousse
👉038 05 313 08
👉Photocopie CIN + Certificat de résidence
👉Caution 50%

Salama daholo o! Sao dia adinonareo fa misy an’ireto bougeoir en acier doré ireto ato aminay an!Mandeha lot toy izao, ar...
21/07/2026

Salama daholo o!
Sao dia adinonareo fa misy an’ireto bougeoir en acier doré ireto ato aminay an!
Mandeha lot toy izao, ary afaka mandeha tsirairay ihany koa.
Mora entina kely izy ireto satria démontable!

Mbola misy malalaka kely ny date volana Aout fa aza tara o!

👉Antsenakely apitan'ny Restaurant Pousse Pousse
👉038 05 313 08
👉Photocopie CIN + Certificat de résidence
👉Caution 50%

Salama daholo o! Misaotra anareo foana misafidy ny entana ato aminay 🥰I Madame Sylvie Rakotoarison izao teto naka Arche,...
16/07/2026

Salama daholo o!
Misaotra anareo foana misafidy ny entana ato aminay 🥰
I Madame Sylvie Rakotoarison izao teto naka Arche, Bouquets sy centre de table ary chaises mariés 🥰 tsara be ny nanaovany azy!
Mankasitraka dia mirary soa hatrany o!

Tongava manao réservation haingana fa efa manomboka betsaka izao ny évènement ato ho ato an!
👉Antsenakely apitan'ny Restaurant Pousse Pousse
👉038 05 313 08
👉Photocopie CIN + Certificat de résidence
👉Caution 50%

Salama daholo o! Arrivage arrivage o🥰Mini bocaux + Fleur 🥰Mahafatifaty kely ireto izy! Mety atao centre de table ny invi...
11/06/2026

Salama daholo o!
Arrivage arrivage o🥰
Mini bocaux + Fleur 🥰
Mahafatifaty kely ireto izy!
Mety atao centre de table ny invités izy ireto 😍

Afaka hofaina tsy misy fleur ny bocaux.
Ny fleur kosa tsy afaka mandeha mitokana fa tsy maintsy miaraka @ bocaux.

Natao mirary dia mirary ny hofany fa tongava haingana ary e!

👉Antsenakely apitan'ny Restaurant Pousse Pousse
👉038 05 313 08
👉Photocopie CIN + Certificat de résidence
👉Caution 50%

Salama daholo o! Jereonareo anie ireto sary manaraka ireto e? Tsotra anefa tena hoe tsara 🥰Chaises corne, Fleur à voile,...
03/06/2026

Salama daholo o!
Jereonareo anie ireto sary manaraka ireto e? Tsotra anefa tena hoe tsara 🥰
Chaises corne, Fleur à voile, Bocal+fleur,Tapis rouge,Arche,Rampe,Centre de table, Bouquets ary Urne no nampiasaina teto.

Mankasitraka be an’izy mivady nanjifa entana tato aminay 😍

Miandry anareo foana izahay an!
👉Antsenakely apitan'ny Restaurant Pousse Pousse
👉038 05 313 08
👉Photocopie CIN + Certificat de résidence
👉Caution 50%

Salama daholo o! Ndao tonga dia santarina @ ireto zava baovao be ireto ny herinandro e😁Sa ahoana hoy ianareo? Ireto ary ...
11/05/2026

Salama daholo o!
Ndao tonga dia santarina @ ireto zava baovao be ireto ny herinandro e😁
Sa ahoana hoy ianareo?
Ireto ary ny Chaises en corne grises 😍 tsy mifidy thème loatra ny couleur gris fa mety foana🩶🩶! Anjaranao sisa manaingo azy ary e! Na tsisy haingony ihany koa tsara foana 🥰

Tongava haingana ary fa efa fenofeno ny commande volana mai anay ato an!
👉Antsenakely apitan'ny Restaurant Pousse Pousse
👉038 05 313 08
👉Photocopie CIN + Certificat de résidence
👉Caution 50%

Salama daholo o!Mankasitraka be dia be an’i Finaritra Mamelasoa nanao location tato aminay 🥰 porte menu, Arche ary fleur...
07/02/2026

Salama daholo o!
Mankasitraka be dia be an’i Finaritra Mamelasoa nanao location tato aminay 🥰 porte menu, Arche ary fleur tombante no nalainy 😊
Tsara erih ireto izy 🫶
Aza misalasala manantona anay raha misy ilainareo ihany koa😉

👉Antsenakely apitan'ny Restaurant Pousse Pousse
👉038 05 313 08
👉Photocopie CIN + Certificat de résidence
👉Caution 50%

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AS_Féerie Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category