Imaitsoanala Voromanga - Maison d'hôtes

Imaitsoanala Voromanga - Maison d'hôtes Un véritable havre de paix situé à seulement 48 km de la capitale.

🇫🇷 Notre chambre parentale, pensée pour se retrouver à deux ou en solo. Elle donne sur une terrasse où vous pouvez profi...
19/08/2026

🇫🇷 Notre chambre parentale, pensée pour se retrouver à deux ou en solo. Elle donne sur une terrasse où vous pouvez profiter pleinement du jardin. 🌳
À 35.000 MGA la nuitée, réservez dès maintenant.
Bienvenue chez nous ! ✨🏡💚

🇲🇬 Ny efitrano ho an’ny mpivady ato aminay, natao manokana hahafahanareo mankafy finaritra ny fotoana hiarahana na hangalanao aina irery lavitry ny kotaba. Misokatra mankany amin’ny terasy izy io, izay hahafahanareo mankafy tanteraka ny hatsaran’ny zaridaina. 🌳
Ny hofany dia 35.000 MGA isak’alina, aza misalasala mamandrika dieny izao.
Tongasoa aty aminay! ✨🏡💚

📍 Cité Antaboaka Arivonimamo https://maps.app.goo.gl/fW1sxsKKs9w7pbhZ6
☎️ +261 34 40 934 29

🇫🇷 Vous vous demandez sûrement ce qui vous attend chez nous ? 🏡 En voici un aperçu : 🛏️ Une chambre parentale👨‍👩‍👧‍👦 Une...
17/08/2026

🇫🇷 Vous vous demandez sûrement ce qui vous attend chez nous ? 🏡 En voici un aperçu :
🛏️ Une chambre parentale
👨‍👩‍👧‍👦 Une chambre familiale
🍳 Une cuisine équipée ouverte sur le séjour
🌿 Deux terrasses et un balcon
🌳 Un grand jardin verdoyant

De quoi se sentir chez soi, entouré par la nature. 🍃
On vous fait visiter chaque coin en détail dans les prochaines publications. 📸
Restez connectés et bienvenue chez nous ! ✨🏡💚

🇲🇬 Mety manontany tena izao ianareo hoe inona ary no miandry anareo aty aminay e ? 🏡 Ity ary misy topimaso kely :
🛏️ Efitrano fatoriana ho an'ny mpivady
👨‍👩‍👧‍👦 Efitrano fatoriana ho an'ny mpianakavy
🍳 Lakozia hary fitaovana miaraka amin'ny trano fandraisam-bahiny
🌿 Terasy roa sy lavarangana iray
🌳 Zaridaina lehibe maitso mavana

Mahafinaritra ery izany voahodidin'ny natiora izany. 🍃
Araho tsy tapaka ary ny pejy fa hasehonay amin'ny antsipiriany anareo ny andinindininy rehetra. 📸 Aza adino ny manaraka anay ary tongasoa aty aminay! ✨🏡💚

📍 Cité Antaboaka Arivonimamo https://maps.app.goo.gl/fW1sxsKKs9w7pbhZ6
☎️ +261 34 40 934 29

🇫🇷 Ça y est, notre page est lancée ! 🌳 Imaitsoanala Voromanga : une maison d’hôtes à la campagne pensée pour les couples...
02/08/2026

🇫🇷 Ça y est, notre page est lancée ! 🌳 Imaitsoanala Voromanga : une maison d’hôtes à la campagne pensée pour les couples ou familles en quête d’une vraie pause — chambres cosy, et les plus belles balades à deux pas.

Le gros plus, la propriétaire vous accueille sur place. 🤝

Vous connaissez quelqu’un qui rêve d’une escapade loin de la grande ville ? Un partage nous ferait très plaisir 🙏

Bienvenue chez nous ! ✨

🇲🇬 Inty ary ny pejinay ! 🌳 Imaitsoanala Voromanga: trano fandraisam-bahiny aty ambanivohitra, natao ho an'ny mpifankatia na ny mpianakavy te haka aina sy hiala sasatra — misy efitra mahafinaritra, ary feno toerana azo hitsangatsanganana eto akaiky eto.

Ny tena mampiavaka anay dia ny tompon-trano mihitsy no mandray sy mikarakara anareo eto an-toerana. 🤝

Mahalala olona te hiala sasatra lavitry ny tabataban'ny renivohitra ve ianao ? Hankasitrahanay raha zarainao aminy ity pejy ity. 🙏

Tongasoa aty aminay! ✨

📍 Cité Antaboaka Arivonimamo https://maps.app.goo.gl/fW1sxsKKs9w7pbhZ6

☎️ +261 34 40 934 29

Address

Antaboaka/Commune Rurale Arivonimamo 2
Arivonimamo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Imaitsoanala Voromanga - Maison d'hôtes posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share