Akanysoa Majunga

Akanysoa Majunga Location Villas équipées, Appartement, studio (court /long séjour ou vacances)

🏡 Locations de maisons de vacances à Amborovy Belinta, Majunga.
🏊 Piscine
📶 Wi-Fi
🍳 Cuisines équipées
📺 Télévision dans chaque chambre
🅿️ Parking disponible

📲 038 36 432 76 / 037 87 024 04

28/08/2026

Ny fandaharana eny amin’ny Bord mandritra ny Festival Miara-Miabo. 🌴🎶

Tongava misôma, manala azy ary aza adino koa ny Zumba antsika isaky ny hariva!

👉 Tsy misy saram-pidirana!

27/08/2026

𝐅𝐞𝐬𝐭𝐢𝐯𝐚𝐥 𝐌𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐌𝐢𝐚𝐛𝐨 𝐌𝐚𝐣𝐮𝐧𝐠𝐚
Ny Fandaharana ho an'ny zoma indray. Mitohy hatrany ny fety.
Aza adino fa mividy tapak'ila amin'ny 𝐀𝐢𝐫𝐭𝐞𝐥 𝐌𝐨𝐧𝐞𝐲 dia hazahoanao 𝟏𝐆𝐨 be izao no mbola mahazo tapak'ila tombola maimaim-poana ihany koa.
𝐕𝐢𝐝𝐢𝐦-𝐩𝐢𝐝𝐢𝐫𝐚𝐧𝐚 :
- Bord : 3 000ar
- Village Touristique : 5 000ar
*Savika : 3 000ar
Tongava maro!

26/08/2026
18/08/2026

Le Festival Miara-Miabo lance sa toute première édition à Majunga, du 27 au 30 août 2026, pour quatre jours exceptionnels de fête, de culture et de divertissement. Pendant quatre jours, toute la ville des fleurs vibrera au rythme du festival.

17/08/2026

Omena hevitra foana ihany ianareo sao te hanandrana an'itony ohatra

Location bateaux catamaran à Madagascar

Anjaranareo sisa misafidy
17/08/2026

Anjaranareo sisa misafidy

Madio ny petite plage ao akaikitsika ao ho an'izay rehetra ao Akanysoa Majunga ao o🤩🏊‍♂️🏝🍻       fans
17/08/2026

Madio ny petite plage ao akaikitsika ao ho an'izay rehetra ao Akanysoa Majunga ao o
🤩🏊‍♂️🏝🍻

fans

Address

Amborovy Belinta
Mahajanga

Opening Hours

Monday 09:00 - 20:00
Tuesday 09:00 - 20:00
Wednesday 09:00 - 20:00
Thursday 09:00 - 20:00
Friday 09:00 - 20:00
Saturday 09:00 - 20:00
Sunday 09:00 - 20:00

Telephone

+261346790700

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akanysoa Majunga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Hotel

Send a message to Akanysoa Majunga:

Shortcuts

Share