26/08/2026
🌲 Mitady toerana miavaka sy tony handaniana ny faran'ny herinandro ho an'ny Fianakaviana, Namana?
Tongava aty amin'ny Ecole Lodge Antananarivo!
🛣️ 20km fotsiny miala an'Antananarivo manaraka ny RN4.
💰 Efi-trano manomboka amin'ny 120 000 Ariary.
🌿 Toerana mety tsara amin'ny fialam-boly sy fialan-tsasatra amin'ity lohan-taona ity.
🚨 Voafetra ihany ny toerana misy anay! Ataovy dieny izao ny famandrianao mba tsy ho tara ianao.
🔗 Famandriana ny toerana eto: https://ecole-lodge-antananarivo.com/
Antso na whatsapp: +261 38 34 487 23