La Belle Etoile Majunga

La Belle Etoile  Majunga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from La Belle Etoile Majunga, Vacation Home Rental, Mahajanga, Majunga.

13/08/2026

Salama tompoko!! Haut de Villa disponible du 13 au 17 Août,pour 10 personnes ou plus avec des rajout de matelas!!
2 salle de bains et toilettes
4 chambres fermée
1 grande terrasse

La Belle Etoile  Majunga Efa Kely sisa ny toerana ho an'izay mbola te hamandrika @ ity volana Août ty!! Ny tena tsara di...
08/08/2026

La Belle Etoile Majunga Efa Kely sisa ny toerana ho an'izay mbola te hamandrika @ ity volana Août ty!! Ny tena tsara dia miantso mivantana 034 79 233 38

Salama ny mpanaraka ny pejy jiaby !! Ela ela Kely izahay tsy hita!! Noho izany indrindra amin'ity fialan-tsasatra efa ho...
22/06/2026

Salama ny mpanaraka ny pejy jiaby !! Ela ela Kely izahay tsy hita!! Noho izany indrindra amin'ity fialan-tsasatra efa ho tonga ity dia aza adino ny manao ny réservation mialoha mba tsy ho taraiky!
Afaka miantso ny laharana 034 79 233 38 amin'ny fanampim-panazavana!!
Mirary herinandra mahafinaritra ho antsika jiaby ny ekipany La Belle Etoile Majunga.

14/02/2026

Salama daholo isika rehetra,indrindra fa ireo mpifankatia❣️❣️
Ary arabaina isika rehetra nahatratra ity fetin'ny St Valentin ity!!
Manentana antsika ho avy @ cabaret izay hotonsaina aty La Belle Etoile Majunga anao hariva!!!
Hisy ihany koa ny loka izay hozarain-tsika ho any mpifankatia izay mandresy @ lalao Kely izay ho ataontsika

La Belle Etoile  Majunga  et sa grande piscine circulaire!! Bientôt fonctionnelle dans quelques jours 😍❤️!!  Pour ceux q...
23/07/2024

La Belle Etoile Majunga et sa grande piscine circulaire!! Bientôt fonctionnelle dans quelques jours 😍❤️!! Pour ceux qui n'ont pas encore fait leurs réservation veuillez vous dépêchés.
Plus d'infos envoyé nous un message privé ou directement appeler le ☎️ 034 79 233 38
Nous vous souhaitons à toute et à tous une très bonne soirée.

Mbola mitohy hatrany ny famandrian-toerana ato amin'ny  La Belle Etoile  Majunga izay mila fanazavana fanampiny na hanao...
17/06/2024

Mbola mitohy hatrany ny famandrian-toerana ato amin'ny La Belle Etoile Majunga izay mila fanazavana fanampiny na hanao famadriana-toerana dia afaka miantso mivantana ny laharana ☎️ 034 79 233 38 na mandefa hafatra miafina.

La Belle Etoile  Majunga souhaite a toutes les Mère une très bonne fête !!La réservation continue chez nous!! Et dépêche...
26/05/2024

La Belle Etoile Majunga souhaite a toutes les Mère une très bonne fête !!
La réservation continue chez nous!!
Et dépêcher vous si vous voulez encore avoir des places !!
Pour plus d'informations veuillez nous contactez via Mp ou ☎️034 79 233 38

Salama dahalo ny mpanaraka ny pejy!! Mbola mitovy ny famandrianan-toerana ka aza tara efa  miha- kely ny trano disponibl...
28/04/2024

Salama dahalo ny mpanaraka ny pejy!! Mbola mitovy ny famandrianan-toerana ka aza tara efa miha- kely ny trano disponible ato aminay ,raha mila fanazavana fanampiny
*Mandefasa hafatra miafiana
*Miantso avy hatrany ny laharana
☎️ 034 79 233 38
Mirary faran'erinandro mahafinaritra ho antsika rehetra izahay ato La Belle Etoile Majunga

24/04/2024

Salama dahalo ny mpanaraka ny pejy!! Ho anareo izay mikasa mandeha hiala sasatra aty Majunga dia aza misalasa mandefa hafatra miafiana na miantso mivantana ny numéro izay mipetaka ao @ pejy ho an'ny fanazavana fanampiny . Dia vonjivonjeo ihany satria efa miha- feno ny daty ka sao tara ianao!! La Belle Etoile Majunga dia mirary soa antsika rehetra.

Efa manaikaiky izaho ny fialan-tsasatra, fandrio dieny izao ny toerana ato amin'ny La Belle Etoile  Majunga saa tara ian...
15/03/2024

Efa manaikaiky izaho ny fialan-tsasatra, fandrio dieny izao ny toerana ato amin'ny La Belle Etoile Majunga saa tara ianao!!

Address

Mahajanga
Majunga
401

Telephone

+261347923338

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Belle Etoile Majunga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Hotel

Send a message to La Belle Etoile Majunga:

Shortcuts

Share