14/06/2023
Ho antsika eto Manakara tsy ankanavaka ny Zoma 16 Jona 2023 ho avy izao ny restaurant LA BELLE VUE DE MANAKARA-BE sy ny STAR dia manolotra anao animation Gold Blonde 50cl ka izay Mividy Gold 50cl 2 samy hafa de mahazo 1 Gold Blonde 50cl,tongava maro,misy saky tsara tsiro isan-karazany.Ambiance avec DJ.🎶🎉🥂💃