17/06/2026
ALAKAMISY 25 JUIN 2026, AO ARIANAN’NY ARENDRINA
RAIKITRA NY REVY GITARA MIARAKA AMIN’I Fara Gloum🎸🎸
« Feo kanto sy hira mahavelom-bolo »
Ndao hiara-hihira,hiara-hifaly,hikaly sy hisotro ary handrevy gitara🎸🎤🥃🍹🍡
Toerana : OTY MOTEL ANDRANOKOBAKA
Ora : Manomboka amin’ny 9 ora alina
💰 PAF : 15.000 Ar fotsiny!
🔒 Reservation : 20.000 Ar
🔒 GUESTS : SURPRISE
📲 Infoline & Réservation: 034 04 865 54