31/03/2026
Réouverture de Hôtel la Flottille ce Vendredi 3 Avril
Vonona fona ny Équipe n'y la Flottille handray antsika @ endrika vaovao sy mahafinaritra.ka mitongava maro e.
Ka dia aza misalasala.
Mankasitraky sahady ho antsika izay Teo fona