Appartement de vacances Morondava Andabatoara

Appartement de vacances Morondava Andabatoara Maison meubler Andabatoara Morondava

28/06/2024
Salama tompoko.🙏🙏Hiangaviana MBA vakina hatramin NY farany . ⛔️● Appartement de vacances Morondava Andabatoara dia maiso...
15/07/2023

Salama tompoko.
🙏🙏Hiangaviana MBA vakina hatramin NY farany .

⛔️● Appartement de vacances Morondava Andabatoara dia maison de vacances tompoko fa tsy chambre🤗 ary afaka andrahoana sakafo s'y miaraka @ fitaovana andakozia rehetra .

⛔️ Tsisy fatana gaz izahay fa Rice cooker s'y charbon no ampiasaina

⛔️ Misy télé fa tsisy ABONNEMENT tompoko Fa raha te hijery télé dia afaka hoentinareo n'y carte canal sat avy any antranonareo fa misy décodeur ao.

● Mandea nuitée tarifs nay :
🤗Harakarakin isa nareo .
❤️Jusqu'a 6personnes dia 100.000ar ou 500.000fmg
❤️jusqu à 8 personnes 120.000ar ou 600.000fmg
Plus de 9 ndray iz hafa tarifs na manampy eponge na maka an ilay appartement 2 .

🤗Raha hoatra 2 n'a 3 personnes ianareo dia conseillerko mandea chambre.

⛔️Raha tapaka jiro dia efa misy jiro solaire omenay anareo ary chargena foana izy rehefa miverina n'y jiro ary misy jiro panneau solaire .

⛔️ Mba hanamarona sy tsy hidinanareo any ambany dia efa misy rano feno bidon ao dia iaingaviana mba ho fenoina fona mba tsy ho tratriny rano tapaka n'a pression rano jirama ambany loatra ianareo .

⛔️Condition de reservation dia:
🙏 Mila date nareo précis du .... au ....
🙏 Acompte 30% ( NON REMBOURSABLE ) au Numéro 032 44 495 09 au nom de HERIMALALA Felix n'a +261384445468 au nom KELY ZEA dia alefa amiko ny capture d'écran vola nalefanareo . Ary Reste séjours nareo dia payer na rehefa ianareo Tonga.

N.B= 😍😍 RAHA OHATRA TE HAMPIASA FATANA COURANT DIA 10.000AR DE PLUS RAHA TSY TE HAMPIASA CHARBON. MERCI ( ZAHAY NO MANOME AN ILAY FATANA ) MADIO IZY OMENAY ANAREO DIA MADIO KOA ILAY FATANA MIVERINA @ NAY . MERCI

⛔️ Raha période vacances dia tsara2 kokoa manao reservation aloha foana 2 a 3 semaines mintsy .

Raha anao reservation dia mp direct @ compte personnel miaraka @ date nareo sy capture d ecran Appartement De Vacances Morondava ou Felicia Saturnine Ranoro Farez ou Wirsilla Saturnine Ranivojaonina . N'a miantso an numéro ireto 0324449509 / +261348593198

✍️ Appartement 1= misy fandrina 2places 4 . (Hefitra 3 )
✍️ Appartement 2= misy fandriana 2 places 1 ; superposer 2 places ambany ary 1 place ambony dia misy fandriana 1 place hafa koa mitokana (hefitra 2)

⛔️ MADIO NY TRANO HIDIRANAREO TOMPOKO ARY MBA MIANGAVY MBA HADIO KOA REHEFA MIVOAKA ( Raha ohatra ka tsy afaka manadio dia mametraka 15.000Ar ho solony fanadiovana )) .
NY drap s'y lamba maloto kosa dia avelanareo eo foana fa anjaranay manasa azy .

⛔️🙏 Raha misy fanontaniana tianareo anontaniana dia ato izahay afaka mamaly anareo . Merci ary maniry hatongavanareo .

N.B CHECK-IN a partir de 12h
CHECK-OUT 10H

Hoanareo zay mikasa anao vacances plus 1mois dia afaka miresaka sur Mp fa asiana réduction.  Lombalombao fa akaiky vacan...
25/05/2023

Hoanareo zay mikasa anao vacances plus 1mois dia afaka miresaka sur Mp fa asiana réduction. Lombalombao fa akaiky vacances tsika zao . Merci

Appartement de vacances Morondava Andabatoara dia faly mandray antsika zay mikasa anao vacances aty a morondava .  N'a k...
29/01/2023

Appartement de vacances Morondava Andabatoara dia faly mandray antsika zay mikasa anao vacances aty a morondava . N'a koa hoanareo zay maniry hipetraka maharitra aty .

Afaka mahandro sakafo ary miaraka @ fitaovana rehetra . Mahazaka olona 7 max n'y appartement ray .

●1ere appartements : 3 chambres ary misy lit doubles à chaque chambre.
●2eme appartements: 2 chambres . Chambre 1misy lit double ary 1 kosa misy lit superposés 2place ambany 1places ambony ary 1 lit une place.
Mp pour plus d information

Pour plus d information et reservation appeler le numéro : 0324449509 ou +261348593198mp @ ty page ty ou @ compte Appartement De Vacances Morondava .

N.B : Tsaratsara kokoa manao reservation mialoha ary 30 % n'y acompte pour réservé ary reste rehefa nareo Tonga any .
Misaotra tompoko

01/01/2023
Ho antsika zay mikasa anao vacances aty a morondava miaraka @ fianakaviana.  Manana appartements meubler izahay aty Anda...
01/10/2022

Ho antsika zay mikasa anao vacances aty a morondava miaraka @ fianakaviana. Manana appartements meubler izahay aty Andabatoara Morondava . Mbola misy date libre @ ty volana Octobre ity . Raha anao reservation dia mp direct sur cette page n'a @ compte Silla Saturnine n'a miantso direct ity numéro ity 0325464420 / 0345869118. Misaotra tompoko

Address

Andabatoara
Morondava
619

Telephone

+261345869118

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Appartement de vacances Morondava Andabatoara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category