06/09/2026
Faly sy voninahitra ho anay ny nandray ny Minisitry ny Fizahantany mivady sy ny direction regional ny Fizahantany eto Bongolava teto amin’ny Espace Manampy. 🇲🇬✨
Maro ireo Minisitra sy tompon’andraikitra ambony efa nandalo teto, saingy hafaliana manokana ho anay ny mandray ny Minisitra misahana ny sehatry ny Fizahantany, satria sehatra iray akaiky ny fonay sy ianteheranay @ asanay❤️
Misaotra tamin’ny fivahinianana sy ny fahatokisana ary ny fotoana natokana ho anay,indrindra ny teny fankasitrahana anay.
Mirary fahombiazana ho an’ny Fizahantany Malagasy! 🙏🇲🇬