Domaine Maitso Mavana Vatomandry

Domaine Maitso Mavana Vatomandry 🍃DOMAINE MAITSO MAVANA 🍃est un Hotel Restaurant située à Analananjavidy ,Commune Sahamatevina 🥰 Tous nos produits vous procurent de la santé

22/08/2026

Manao ahoana ny vacances Anareo ao ? 😋🥰⛱️

Zahay dia eto Vatomandry foana ihany e !😅❤️

Domaine Maitso Mavana
Tel : 034 55 786 55

Harivariva milamindamina 🌒🥰Domaine Maitso Mavana Tel: 034 55 786 55
14/08/2026

Harivariva milamindamina 🌒🥰

Domaine Maitso Mavana
Tel: 034 55 786 55

😊😋 Skoto avy any Ampitatafika, Antananarivo, izay nilasy taty Vatomandry, no tonga nitsangatsangana indray taty amin'ny ...
10/08/2026

😊😋 Skoto avy any Ampitatafika, Antananarivo, izay nilasy taty Vatomandry, no tonga nitsangatsangana indray taty amin'ny Domaine Maitso Mavana ny herinandro lasa teo.

Izahay moa dia faly be foana mahita anareo tonga maro be toy izao, indrindra hoe avy any lavitra any. ❤️🥹

Vonona foana izahay handray anareo, ary misy toerana mahafinaritra sy malalaka be ho anareo foana ato na dia maro be tahaka ny inona aza ny ianareo ! 😅😁

Domaine Maitso Mavana – Vatomandry
📞 034 55 786 55

✨ Tadidinareo ve ilay fitsangantsanganana lakana teny amin'i Pangalanes iny? 😁🚣‍♂️Toy izao ny ambiance niarahanay tamin'...
04/08/2026

✨ Tadidinareo ve ilay fitsangantsanganana lakana teny amin'i Pangalanes iny? 😁🚣‍♂️

Toy izao ny ambiance niarahanay tamin'ny colonie de vacances ny CEMEA Madagascar hatrany! Fa dia aventure mahafinaritra be foana eh! 😋🥰

Nahazo plage milamina be sady madio nivalapatra tsara afaka nanao activité maro be !

Ho alefanay miandalana eto ihany ny fiarahana mahafinaritra be tamin'izy ireo fa izay aloha ny androany ohh 🥰📸

📍 Domaine Maitso Mavana
📞 034 55 786 55

📍 Toerana vaovao be indray azo tsidihina aty Vatomandry !😁✨Soanala, 15 mn monja miala ny Domaine Maitso Mavana.Mety efa ...
01/08/2026

📍 Toerana vaovao be indray azo tsidihina aty Vatomandry !😁✨

Soanala, 15 mn monja miala ny Domaine Maitso Mavana.

Mety efa nisy taminareo ihany no efa nitsidika ity toerana ity,fa toerana tena mahafinaritra izy ahitana ny fambolena vanille, girofle ary cannelle. Misy hatramin'ny bois de rose sy palissandre, ho an'izay mbola tsy nahita hoe otrn ahoana zany rehefa maniry😁😅.

Ny tena mampiavaka ity toerana ity dia afaka mahazo fanazavana mazava tsara ianareo momba ny dingana rehetra lalovan'ireny vanille sy cannelle vao tonga eny an-tsena hitantsika eny. Tsy hoe mihinana fotsiny, fa mba mahafantatra niandohany sy ny fikarakarana azy rehetra koa eh 😋

Mankasitraka manokana ny CEMEA Madagascar izay efa niaraka taminay tamin'ny herintaona ary mbola niaraka taminay indray tamin'ity taona ity. Mahafinaritra be foana ny miaraka sy mifampizara amin'izy ireo. 🥰 ❤️

🎥 Mbola hisy vidéo ho ataonay ihany ahitanareo mivantana ny hakanton'ny toerana sy ny zava-boary. 🥰

Domaine Maitso Mavana
Tel : 034 55 786 55

25/07/2026

🌴 Ny volana Juillet ity no efa feno fa ny volana Août no Mbola misy date malalaka vitsivitsy ! 😉☀️

🏡 Bungalow Fushia – Pour 8 personnes

🛏️ 4 grands lits
🚿 Toilettes sy do**he anatiny
🍽️ Salle à manger
🍳 Coin cuisine

📶 Wifi gratuit hatrany !

📅 Aza tara fa efa vitsy sisa ny dates mbola malalaka ho an'ny vacance anhhh !!

Afaka manao réservation dieny izao.

📍 Domaine Maitso Mavana
📞 Tél. : 034 55 786 55

🌴 Ny hakanton'i Vatomandry ❤️ 📸 Domaine Maitso Mavana Vatomandry Tel : 034 55 786 55
22/07/2026

🌴 Ny hakanton'i Vatomandry ❤️ 📸

Domaine Maitso Mavana Vatomandry
Tel : 034 55 786 55

18/07/2026

🌿 Bungalow idéal pour 5 à 7 personnes 🌴

🏡 Bungalow Feomborokely

🛏️ 3 grands lits sy 1 petit lit
🚿 Do**he sy toilette anatiny
🍽️ Salle à manger
🍳 Coin cuisine intérieur

🛜 Tsy adino ihany koa fa misy hatrany Wi-Fi Starlink GRATUIT !

👉 Afaka manao réservation dieny izao 😉. Alefaso aingana Ary sao taraaaa !!

📍 Domaine Maitso Mavana
📞 Tél. : 034 55 786

55

Zompinaa!! 🐟Iza no efa nihinana? 😋Isan'ny trondro mampiavaka ny faritra Vatomandry ihany koa ity trondro atao hoe Zompin...
14/07/2026

Zompinaa!! 🐟

Iza no efa nihinana? 😋

Isan'ny trondro mampiavaka ny faritra Vatomandry ihany koa ity trondro atao hoe Zompina ity!

Sady vaventy izy no tena matsiro. 🤤

Ho an'izay te hahatsapa ny tena tsiron'izany atao hoe zompina, andramo fa tena mafilotra, tena mafilotra 😁🤤. Na ny tsy tia trondro aza mety ho tia tampoka 😅

👉Aza adino hatrany ny manao réservation dieny izao ho an'ny vacances, fa manomboka efa feno tsikelikely ny daty rehetra an! Sao taraiky! 🏃

Domaine Maitso Mavana
Tel : 034 55 786 55

Address

À 5 Km Avant L'entrée De La Ville
Vatomandry

Telephone

+261345578655

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Domaine Maitso Mavana Vatomandry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Hotel

Send a message to Domaine Maitso Mavana Vatomandry:

Shortcuts

Share