23/10/2026
📍Bon plan Vontovorona indray no hozaraiko aminareo androany. ☺️
Afaka tonga dia miantso na mifandray mivantana @ ilay pejy raha liana.
Aza adino manaraka ny pejy raha tia ahita toerana maro hafa mahafinaritra ianareo. ☺️