TINA MONDE HOTEL

Directions Website

TINA MONDE HOTEL Restaurant-Parking-Wifi Internet-Room Service-Bar-Évents
"Salon de coiffure,esthétique,massages,soins,manucure-pédicure" RAVINALA

25/10/2026
🔹 Mitady toerana hialana sasatra sy mba hitsotsorana ve ianao ka te handeha irery na hiaraka aminy fianakaviana ?🔸 tsy d...
16/10/2026

🔹 Mitady toerana hialana sasatra sy mba hitsotsorana ve ianao ka te handeha irery na hiaraka aminy fianakaviana ?

🔸 tsy diso safidy ianao raha mivahiny ato aminay satria manana efitra tsara sy madio izahay ary voakarakara tsara nefa dia tena mora noho ny an'ny hafa ka anjaranao indray izao .

👉 Ato no safidy mety indrindra ho anao.

✅ Chambre tout confort
✅ Wifi gratuit
✅ TV (Canal+)
✅ Chambre familiale
✅ Eau chaude
✅ Do**he moderne
✅ Trano madio tsara sy azo antoka tanteraka amin’ny resaka filaminana

➡️ Misy parking ho an’ny fiara sy moto izay tena azo antoka no misy mpiambina ato aminay .

- Mety te-hisakafo ve ianao na hanala hetaheta ?

🔹Misy sakafo sy zava-pisotro maro isan-karazany azonao kaomandina ato amin’ny hotely, na misy alkaola izany na tsy misy .

- Te- hikarakara tarehy sy ny volo ihany koa ve ?

🔹 tsy mandeha lavitra intsony ianao fa misy ato aminay ary aminy sarany mety tsy ho ampoizinao .

📍 TOERANA MISY ANAY :
Talatamaty, akaikin’ny SUPER U

📞 Contact :

034 71 235 35
032 25 749 34

🤝 Aza misalasala miantso anay na mandefa hafatra miafina fa vonona hatrany izahay hanome fahafaham-po anareo mpanjifa.

🏨 TONGASOA ETO AMIN'NY TINA MONDE HOTEL 🏨Mitady toerana ahafahanao miala sasatra sy mahazo aina ve ianao? Eto amin'ny TI...
08/10/2026

🏨 TONGASOA ETO AMIN'NY TINA MONDE HOTEL 🏨

Mitady toerana ahafahanao miala sasatra sy mahazo aina ve ianao?

Eto amin'ny TINA MONDE HOTEL no toerana mety indrindra ho anao sy ny fianakavianao.

✨ Izay atolotray ho anao :

✅ Toerana madio, milamina ary voakarakara tsara, ahafahanao miala sasatra am-pitoniana.

✅ Eau chaude mandritra ny fotoana rehetra, ho fampiononana bebe kokoa.

✅ Wifi gratuit, hahafahanao mifandray amin'ny internet mora foana.

✅ TV misy Canal+, ahafahanao mankafy fandaharana isan-karazany.

✅ Do**he maoderina, madio ary voakarakara tsara, ho an'ny fahadiovana sy ny fahafaham-ponao.

✅ Chambre familiale natokana ho an'ny fianakaviana, misy fandriana lehibe iray sy fandriana kely iray, mety tsara ho an'ny ray aman-dreny sy ny zanaka.

🚗 Parking sécurisé ihany koa no misy ato aminay, ka tsy mila manahy ianao raha mitondra fiara na moto.

🍽️ Te hisakafo sa hanala hetaheta? Afaka manao commande sakafo sy zava-pisotro isan-karazany ato aminay ianao, arakaraka ny filanao.

💖 TINA MONDE HOTEL — Toerana mampiray ny fahadiovana, ny fampiononana ary ny filaminana.

🙏 Tongava ary andramo ny kalitaon'ny fandraisanay vahiny. Ho faly izahay handray anao!

📍 TALATAMATY akaiky ny SUPER U no misy anay ( TANANARIVO )

CONTACT

📞 034 71 235 35

📞 032 25 749 34

23/09/2026

Address

Lot 2T Bis Talatamaty
Antananarivo
105

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TINA MONDE HOTEL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category

Nearby hotels